Manodidina ny 500 ny doro ala voarakitra ao amin'ny nosy Sumatra ny volana aogaositra lasa teo izay nampisy zavona matevina be hatrany Riau any Indonezia eny na ny faritra hafa any Malezia aza. Ny fandoroana ala noho ny fitrandrahana menaka avy amin'ny voly voanio, mpamokatra sy mpanangona hazo, ary ny fanaovana patin-taratasy. Sekoly maro no nihidy tao Riau nandritra ny zavon-tsetroka be tamin'ny herinandro lasa.
Ny loto avy amin'ny zavon-tsetroka dia tena olana be tokoa amin'iny faritra iny noho ny fandorona ny ala ao Indonezia. Ny farany volana Jiona, rakotry ny zavo-tsetroka i Singapore sy ny faritra maro ao Malezia.
Ao amin'ny Twitter, Indoneziana no mieriteritra lalina amin'ny fiverenan'ilay zavo-tsetroka ao Sumatra.
If Indonesia Prez dtg, pls tell Msian palm oil owners in Sumatra to burn more fires so tht SBY can see with his own eyes what Haze is.
— Dr Wan Norashikin (@drshikin) August 31, 2013
Raha Indonezia Prez dtg, aza fady teneno Msian tompon'ny menaka voanio mba handrehatra afo bebe kokoa @zay hitany tsara zany zavo-tsetroka izany
SBY nanamarika ny Pezida Indoneziana Susilo Bambang Yudhoyono.
#haze #Sumatra land burning bad for 2 days in #Medan, left a layer of black dust on my motorcycle in 8 hours #health #environment #Indonesia
— SumatraEEC (@SumatraEEC) August 27, 2013
#haze #Sumatra 2 andro mirehitra ny tanety ao #Medan, namela arina mainty matevina be tao anatin'ny ora 8 tamin'ny môtôko
Ao Penang, Malezia, Nahatratra trano maro Ny zavo-tsetroka. Soa ihany, Fa efa lasa ilay zavo-tsetroka tamin'ny herinandro lasa teo.
Haze is stopping me from jogging ):
— June (@SScarsorrow) August 29, 2013
Tsy navelan'i zavo-tsetroka nihazakazaka aho ):
Finally, no more haze. Yeay. I can finally see the sunrise. Alhamdulillah. Morning suria
— Ameera Nadia Shafiee (@ameeranadia90) August 30, 2013
Tsy nisy zava-tsetroka intsony ny farany. Yeay. Afaka mahita masoandro mihiratra. Alhamdulillah. Maraina suria