Tantara tamin'ny 27 Aogositra 2013
Ireo Olona Sisa Velona Any Syria
Maherin'ny 100.000 ireo namoy ny ainy tamin'ny ady nisy rà nandriaka ho an'ny fitantanana an'i Siria teo amin'ireo mpomba ny Filoha Bashar Al-Assad sy ireo mpanohitra ny fitondrany. Nisy fiokoana fanonganam-panjakana, naka tahaka ny Lohataona Arabo tany Ejypta sy Tonizia, tany Siria tamin'ny 15 Martsa 2011, saingy mbola voatazon'i Assad hatrany...
Te-hanara-maso Ireo Resadresaka Ao Amin'ny Rindrambaiko LINE I Thailandy
Nokasaina hanaraha-maso ireo fandrahonanany fiandrianam-pirenena anaty Aterineto izany volavolan-dalàna izany. 15 tapitrisa ireo olona mampiasa ny LINE ao Thailandy.
Any Costa Rica, Mampihaona Ny Teknolojia Sy Ny Fanaovan-gazety Ny Vehivavy
Vaovao hafa avy amin'ny "Knight Fellow" Mariana Santos sy ny tetikasa Chicas Poderosas, izay mitondra vehivavy maro hafa anatin'ny fanaovan-gazety fanangonana. Nifantoka tamin'ny fomba hampihaonana miaraka ny tetikasa fanaovan-gazety fanangonana ny hetsika farany notanterahin'izy ireo tany Costa Rica.