Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

15 Aogositra 2013

Tantara tamin'ny 15 Aogositra 2013

Kolombia: Tongasoa Eto Amin'ny Tanànan'i Medellín

Brezila: Fikomiana Vinaingitra

Nanjary hetsika nanohitra ny lahara-pahamehan'ny governemanta amin'ny fiadiana ny amboara eran-tany 2014 atao any Brezila ilay hetsika nataonà vondron'olona manohitra ny fiakaran'ny saram-dàlana amin'ny fitateram-bahoaka any Sao Paulo. Nanerana ny firenena ary nahavory olona an'hetsiny ireo hetsika izay natao hoe Fikomiana Vinaingitra, noho izy ireo nampiasa lamba vontonà vinaingitramba ho fiarovana...

Ejipta : Tifirina, Samborina ary Rahonana Ny Mpanao Gazety

Misy mitifitra anay amin'ny balam-borona raha miezaka ny ho any amin'ny sit-in ao Rabaa, mitorovoka miafina ao ambadiky ny fiara. hoy i i Bel Trew mpanao gazety iray

Ejipta : Samihafa Ny Isan'ny Lasibatra Mivoaka Amin'ny Fanaparitahana Ny Sit-in Ataon'ny Mpanohana An'i Morsi

Manaparitaka ny sit-in ataon'ny Islamista ao Kairo ny mpitandro ny filaminana amin'izao fotoana izao. Mandeha ny ady isa ao amin'ny Twitter.