Tantara tamin'ny 11 Jolay 2013
St. Kitts & Nevis: Fisamborana Mampihenjana Ny Toe-Draharaha Politika
Mitohy ny Fihenjanana ara-politika ao St. Kitts [mg] taorian'ny fampisamborana ny lehiben'ny People's Action Movement teo aloha Lindsay Grant nandritra ny fihetsiketseha-panoherana notontosaina tamin'ny zoma.
Chicas Poderosas: Manomboka Tambajotra Iray

"Te-handrisika izay fomba fijery mirona amin'ny fandraisana andraikitra sy ny fanahin'ny fandraharahàna izay izahay.... miasa betsaka ary vitsy teny!" hoy Chicas Poderosas mpanangana, manazava ny nanaitra ny aingam-panahiny hanomboka ny tetikasa mba handrisihana ireo vehivavy ho amin'ny sehatry ny fanaovan-gazety. mpanadihady.
Avy ao amin'ny Zaridainan'i Gezi ka Hatrany amin'ny Vondrona Eoropeana : Lavitra Akaiky
Niteraka fihetsiketsehana goavana tao Torkia, hatramin'ny volana jona lasa teo, ny fandaminana indray ny kianja Taksim sy ny famotehana ny zaridaina . Efa nofoanan'ny Fitsarana Tiorka io tetikasa io tamin'ny...
Manamarika ny ‘Telo Andron'ireo Voafonja’ ireo Saodiana fianakavian'ireo Voafonja
Nanamarika ny Andro Fahatelo ho an'ireo Voafonja ny fianakavian'ireo Saodiana voatàna am-ponja, mba ho fanoherana ny fitazonana tsy ara-drariny ireo havany. Iray amin'ireo firenena mbola mandàla ny fitondrana mpanjaka tsy refesi-mandidy eran'izao tontolo izao i Arabia Saodita sady manana ny isa tsy azo anoharana amin'ny fanitsakitsahana ny zon'olombelona, izay misy olona mihoatra ny 30.000 voatàna tsy an-drariny.
Kerala, Sehatry ny Angovo avy amin'ny Masoandro ao India, Voasaringotra amin'ny Resaka Hosoka Ny Governemanta
Raha nandrafitra ny politikan'ny angovo azo avy amin'ny masoandro mifantoka amin'ny fametrahana angovo azo avy amin'ny masoandro ho an'ny tsirairay ny fanjakana Indiana ao Kerala vao haingana, dia noheverina hitondra...