Tantara tamin'ny 30 Avrily 2013
Manao Tolo-dalàna Handrara Ny Fanalanjaza Ny Mpanao Lalàna Okraniana
Tany am-piandohan'ny volana Aprily, parlemantera 3 n'ny antoko mpanohitra "Svoboda" ["Fahafahana"] no nametraka volavolan-dalàna mety handraràna ny fanalan-jaza any Okraina. Tetyana Bohdanova mitatitra ireo fanehoankevitra ao amin'ny aterineto mikasika io tolo-dalàna io.
Spark13: Forum Manerantany Momba ny “Telecentre”
Faly mampahafantatra ny Rising Voices fa izy no ho media mpanohana ny Forum Iraisam-pirenena faha-4 momba ny Telecentre izay hatao ao Granada, Espaina amin'ny 28-29 Mey 2013. Ity fivoriana antsoina hoe Spark13...
Mampanahy ny Hoavin'ny Trano Famakiam-Pokonolona Ao Porto Rikô
Miavaka ny Trano Famakiam-bokim-pokonolona San Juan, ao Porto Riko. Tsy mba manana kolontsaina momba ny trano famakiam-boky ho an'ny daholobe sy ny vondrom-piarahamonina ity nosy ity, satria natokana ho an'ireo mpikambana amin'ny...
Mampahafantatra Ny Fampiharana Wikimedia Commons Ofisialy
Fanamarihan'ny Rising Voices: Navoaka voalohany tao amin'ny bilaogy Wikimedia ity lahatsoratra nosoratan'i Maryana Pinchuk ity ary navoaka tamin'ny alalan'ny CC BY 3.0 license. Tia maka sary amin'ny smartphone ianao? Ankehitriny, tsy mila miandry tonga any...