Voampanga Ho Naniratsira, Bilaogera Telo Voatàna Am-ponja Any Bangladesh
Voamarina izao fa nitazona bilaogera miisa telo ny Sampam-pitsikilovan'ny Polisy ao Bangladesh – Rasel Parvez, Mashiur Rahman Biplob & Subrata Adhikari Shuvo - omaly alina noho izay ambara fa nosoratan'izy ireo tsy manisy vidiny ny finoana Silamo sy ny mpaminany Muhammad. Nampanantsoina tany amin'ny biraon'ny polisy aloha ry zareo ary taorian'izay dia nentina nankany an-tranony ka nogiazana ny solosaina findainy, ny finday sy ireo fitaovana hafa. Nentina any amin'ny toerana tsy fantatra izy ireo.
Izao no nitranga taorian'ny nandraisan'ny governemanta fepetra hanenjika ireo bilaogera sy mpampiasa Facebook izay manao fanamarihana manafintohina mikasika ny finoana silamo sy ny mpaminany Muhammad. Ny 31 Martsa, nandefa lisitra iray misy bilaogera 84 [bn] ho an'ireo sivy mpikambana ao amin'ny komity ahitàna ny Ministeran'ny Atitany ny solotenan'ireo mpitondra fivavahana Silamo avy amin'ny mahery fihetsika, miampanga azy ireo ho tsy mino an'Andriamanitra sy nanoratra manohitra ny finoana Silamo.
Azo marihana eto fa i Bangladesh dia mampihatra ny rafitra demaokrasia parlemantera tsy fehezin'ny ara-pinoana, noho izany tsy misy lalàna “sharia” na lalàna momba ny resaka fanimbazimbàna. Raha misy olona milaza tena ho tsy manana Andriamanitra inoana, manana zo mitovy amin'ny rehetra izy (na lahy na vavy) toy ny olom-pirenena hafa rehetra. Kanefa, Araka ny Andininy 295A amin'ny didy famaizana ao Bangladesh (1860), izay olona “minia” na manam-pikasàna “hanimba” “ny fijoroana ara-pinoan” ny hafa dia mety hiharan'ny sazy famonjàna.

dikasarin'ny fàfana avy ao amin'ny bilaogin'i Rasel ampiantranoin'ny Somewherein.net, sehatra fitorahana bilaogy
I Rasel Parvez, izay manampahaizana, fizisiana, bilaogera sady mpanoratra, dia manana bilaogy roa ka ny iray ampiantranoin'ny Sehatra Somewherein.net, ary ny iray hafa ao amin'ny Amarblog.com. Kanefa izy dia nampangaina ho namoaka votoaty tany anaty bilaogy iray hafa teo ambanin'ny solonanarana Opobak.
Mashiur Rahman Biplob dia manoratra am-bilaogy eo ambanin'ny solonanarana Allama Shoytaan (Mullah Devil) any anaty toerana samihafa any, isan'ireny ny Somewherein.net
Subrata Adhikari Shuvo manoratra ao amin'ny Amarblog.com amin'ny tena anarany. Izy dia nampangaina ho namoaka votoaty teo ambanin'ny solonanarana Lalu Koshai.
Ho hita eo raha toa ny manampahefana ka ho afaka hanaporofo tokoa fa ireto bilaogera ireto dia “minia” na nanam-pikasàna “hanimba” “ny fijoroana ara-pinoan” ny hafa tokoa tany anatin'izay nosoratan-dry zareo. Ny Sampam-pitsikilovana dia hanao famelabelana ho an'ny mpanao gazety androany amin'ny mitataovovonana (ora any Bangladesh).
Hatramin'ny omaly, ilay sehatra malaza fitorahana bilaogy Amarblog.com dia lasa tsy azo nidirana intsony avy ao Bangladesh. Kanefa, azo itsofohana avy amin'ny alàlan'ny proxy ihany ilay bilaogy. Tao anaty fanambaràna iray dia niteny ilay sehatra fampiantranoana bilaogy hoe:
আমারব্লগ আটক করা সকল ব্লগারের নিঃশর্ত মুক্তি দাবী করে এবং আশা প্রকাশ করে যে বাংলা ব্লগে স্বাধীনতাবিরোধী যে কোনো প্রচারণা ও প্রকাশনার বিরুদ্ধে সদাতৎপর আমারব্লগ এবং তার ব্লগারদের হয়রানী করা অতিস্বত্তর বন্ধ হবে!আমরা অতি সত্বর বাংলাদেশ সরকারের আরো কাছে জানতে চাই আদৌ সরকার আমারব্লগ ডট কমে বাংলাদেশে ব্লক করেছে কিনা এবং কি কারনে করা হয়েছে তাও জানতে চাই।
Mitaky famoahana tsy misy fepetra ireo bilaogera notànana ny Amarblog ary manantena fa hatsahatra avy hatrany koa ny fanaovana antsojay an'ireo bilaogera sy ny sehatra Amarblog, izay feo manohitra ny fampielezankevitra natao hanoherana ny fanafahana. Takianay ihany koa ny hampahafantaran'ny governemantan'i Bangladesh raha toa ka vaoràra ao Bangladesh ny Amarblog.com ary inona no antony?
Fanavaozam-baovao – 03/04/2013:
Asif Mohiuddin, ilay bilaogera nahazo Mari-pankasitrahana, dia notazonin'ny sampam-pitsikilovan'ny polisy koa tamin'ny Alarobia teo. Hoy ny Daily Star ohe:
Nitranga indrindra tao anatin'ny mampivaivay ny fanakianana ny anjara andraikitry ny governemanta, izay tondroin'ny maro ho “mpanara-drenirano”, taorian'ny fampitahoran'ireo fikmabanana Silamo mahery fihetsika sasany hametraka fanjakan'i Baroa raha toa “tsy ahantona (vonoina) ireo bilaogera ireo”
MK Alamgir, Minisitry ny Atitany ao Bangladesh dia nampahafantatra fa nahita bilaogera 11 ny Ministera, “izay nanohintohina ny hambom-po ara-pinoan'ireo Silamo tamin'ny alàlan'ny zavatra nosoratany”. Efatra tamin'izy ireo no efa voasambotra raha mbola misokatra kosa ny fihazàna ireo bilaogera fito ambiny.
Hefajat-e Islam, fikambanana Islamista natsangan'ireo bilaogera, lazaina fa manao fampielezan-kevitra manohitra ny Shahbag, no hanao diabe ho any Dhaka amin'ny 6 Aprily ary nandrahona ny hanao fitokonana tsy voafetra sy handefa mpanao vy very ny ainy miisa 313 raha toa ny governemanta manakantsakana io diabe io.
Lahatsoratra notsongain-ny GV Mpisolovava, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices, miaro ny fahalalahana miteny sy miady amin-ny sivana antserasera ity. · Lahatsoratra rehetra
Sokajy

Atombohy ny resaka
Lahatsoratra notsongain-ny GV Mpisolovava, tetikasa iray miaraka amin-ny Global Voices, miaro ny fahalalahana miteny sy miady amin-ny sivana antserasera ity. · Lahatsoratra rehetra
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...