Tantara tamin'ny 18 Marsa 2013
Madagasikara, Tamin'ny Taonjato Farany Teo
Manankarena ny tantaran’i Afrika saingy matetika mahantra ara-tahirin-kevitra. Mba hanentsenana io lavaka io ao Madagasikara, nanomboka asa fandraketana niomerika mikasika ireo tranga manan-tantarany ny fiaraha-monina sivily