Vive Latino 2013: Fahatezàny, Tarika Shiliana Ary Feon'ny Vehivavy
Mbola ho toeran'ny Fetibe Ibero-amerikana amin'ny Kolontsain'ny Mozika “Vive Latino” indray ny tanànan'i Mexico. Tahaka ny isan-taona, Artista mpihira avy amin'ny gadona samihafa saingy manana ny lazany iraisampirenena no handray anjara amin'izany fetibe izany.
Tamin'ny andiany farany ny hetsika dia nahitana ny fiakarana an-tsehatr'i Javiera Mena (Chile), Los Caligaris (Arzantina), El Columpio Asesino (Espaina), Molotov (Meksika) ary Fatboy Slim (Angletera), miaraka amin'ny tarika maro hafa.
Amin'ny andiany faha-14 ny “Vive Latino” hampivondrona ny mpiara-nanorina ny Britpop, Blur (Angletera), ny ankamaroan'ny mpandray anjara amin'ny teny anglisy, sy ny tarika Latina malaza amin'ny sehatra iraisampirenena izay ahitana ny Los Fabulosos Cadillacs (Arzantina), Panteón Rococó (Meksika) ary ny Los Amigos Invisibles (Venezoelà). Hipoitra ao anatin'ny tarika zato handray anjara handravaka ny hetsika ihany koa ny Violadores del Verso (Espaina), Yeah yeah yeahs (Etazonia) ary ny tarika mpanao rock efa zokiolona El Tri (Meksika) izay azonao jerena ato [es] ny lisitr'izy ireo .
Milaza toy izao [es] momba ny fanombohana sy ny fivoaran'ny “Vive Latino” ny mpikarakara ny fetibe:
Antes del festival iberoamericano de cultura musical vive latino la historia del rock en México registraba la realización de festivales diversos, pero ninguno de ellos logró continuidad. La necesidad de contar con un evento consolidado en la ciudad más grande del mundo era una demanda a voces, pero había que darle credibilidad, convencer a los escépticos de que lo más importante no es la taquilla, sino el cartel. Había que sostener calidad, producción, logística, atención a medios y aguantar un par de años para consolidarlo.
Talohan'ny Fetiben'ny kolontsaina mozikaly Ibero-amerikana, Vive Latino, efa nahitana fetibe isan-karazany ihany teo amin'ny tantaran'ny rock ao Meksika, saingy tsy misy ny nahavita nanohy isan-taona. Takian'ny olona ny fametrahana hetsika mafy orina ato amin'ny tanàna lehibe indrindra manerantany, saingy mila fitokisana, handresena lahatra ireo be fanahiana fa tsy ny tapakila no tena zava-dehibe fa ny fandaharam-potoana (hatsarany). Tsy maintsy natao izay nikirakirana ny kalitaony, ny famorakana, ny fampitaovana ary ny fampifantohana ny fampitam-baovao nandritra ny roa taona hahamafy orina azy.
Nitohy ny lahatsoratra:

Camila Moreno, mpihira Shiliana. Sary avy amin'i Pablo Quiroz ambanin'ny lisansa Creative Commons (CC BY-NC-ND 2.0)
Hoy, que vamos por la decimo cuarta edición del VL, el festival es conocido no sólo en México, sino en toda Iberoamérica por la convocatoria que tiene y por las propuestas internacionales en su cartel. Se ha convertido, por derecho propio, en el punto de referencia para quienes quieren escuchar en vivo a los exponentes más importantes de las escenas musicales que emergen, y de las que dejaron huella. Bienvenidos a los nuevos sonidos y a un 2013 en que muchas sorpresas aleatorias a la música se expondrán para gozo del público que asista al Foro Sol.
Anio, amin'izao andiany faha-14 ny VL izao, tsy eto Meksika ihany no fanta-daza ny fetibe, fa manerana an'i Ibero-amerika noho ny fahamaroan'ny mpandray anjara sy ny fisian'ireo tarika vahiny (iraisampirenena) ao anatin'ny programany. Lasa izy indray no fitaratra ho an'ireo izay te-hanaraka mivantana ireo artista misongadina sy ireo izay namela marika farany ny eny an-tsehatra. Tonga Soa eto amin'ny feo vaovao sy amin'ny andian'ny taona 2013 izay hahitanao mpihira tsy ampoizina amin'ny famalifaliana ireo hanatrika ny Foro Sol.
Raúl Bustamante [es] avy amin'ny LifeBoxset.com tsy nanadino ny fitodihana amin'ny feminisma ary nanasongadina:
Dentro de los 127 artistas y bandas que se presentarán los cuatro días del festival Vive Latino 2013, más de 15 son representadas por una o más chicas que detrás del micrófono y sin importar el género musical, nos deleitarán con su voz. Durante esta edición, los diferentes escenarios tendrán mujeres mexicanas y extranjeras que sin duda vale la pena ver en vivo.
Ao anatin'ny tarika sy mpihira 127 izay hiantsehatra mandritra ny efatra andron'ny fetiben'ny Vive Latino 2013, mihoatra ny 15 no tarihan'ny vehivavy iray na mihoatra, eo ambadiky ny microphone ary tsy anavahana karaza-mozika, hampihiratra antsika amin'ny feony. Mandritra ity andiany ity, hahita vehivavy avy Meksikana sy vehivavin'ny firenena hafa, izay mendrika ny hatrehina mivantana, eny amin'ny sehatra samihafa isika.
Nanavaka ny isan'ny Shiliana handray anjara ao anatin'ny fandaharam-poroanan'ny fetibe i Diego Sepúlveda [es] avy amin'ny Panamérika:
Seis músicos y agrupaciones chilenas son las que se presentarán en la próxima edición de Vive Latino entre el próximo 14 y 17 de marzo. La selección de este año es diversa tanto en géneros como en atractivo. Desde figuras que han visitado anteriormente las tierras aztecas, a otros que aprovecharán la oportunidad para cimentar una relación con uno de los países que mayor interés ha tenido en las producciones chilenas de los últimos años.
Mpitendry mozika sy vondrona Shiliana fito no handray anjara mandritra ny andiany manaraka amin'ny Vive Latino amin'ny 14-17 amin'ity volana Marsa ity. Isan-karazany eo amin'ny karazany sy ny antso ny fantina amin'ity taona ity. Nalahatry ry zareo izay efa nitsidika ny tanin'ny Azteka sy ireo hahazo tombontsoa amin'ny fanamafisana ny fifandraisana amin'ny iray amin'ny firenena izay liana dia liana tokoa amin'ny vokatra Shiliana nandritra izay taona faramparany lasa izay.
Ireto avy ireo tarika izay tondroin'i Sepúlveda: Aiken, Alex Anwandter, Camila Moreno, Chico Trujillo, Gepe ary Mostro.

Los Fabulosos Cadillacs, photo from Fernando Messino under a Creative Commons license (CC BY-NC-SA 2.0)
Ny fifantohana amin'ny tontolo iainana kosa tena nozarain'i México [es], ahitana toromarika ahafahan'ny mpanatrika hifanakaiky kokoa amin'ny [fanajana ny] tontolo iainana:
Si bien desde hace un par de años, los organizadores del Vive Latino han trabajado por cuidar que algunos detalles del festival se orienten a la sustentabilidad, nosotros como público podemos aportar a la causa con acciones sencillas que están en nuestras manos. Te proponemos 3 acciones clave:
1. En medida de lo posible, procura llegar alimentado; esto porque seguro te has dado cuenta la gran cantidad de basura que se genera en eventos tan grandes. Si de plano vas a llegar temprano, mueres de hambre o se te antoja muchísimo algo de lo que se vende en el festival, exhorta a los vendedores a que reutilicen. Si te formas varias veces, procura que te sirvan en el mismo plato y bien, aprovecha al máximo las servilletas para utilizar las menos posibles y evitar desperdicios. No está de más recordar la importancia de tirar toda tu basura en los contenedores.
2. Los vasos de chela [cerveza] también son todo un tema, sigue las recomendaciones que ya habíamos mencionado anteriormente.
3. Aplica el “autosardina”, o mejor aún, utiliza el transporte público y así evita embotellamientos, los cuales generan más gases que cuando el coche lleva una aceleración constante (además de que es contaminación visual y auditiva).
4. Para los fumadores: te proponemos que lleves una cigarrera y así ayudes a evitar los desechos que generan las cajetillas. Además, existen ceniceros portátiles; intenta conseguir uno para el festival y así evitar tirar las colillas en el piso. Si tiras las colillas en la basura, estarás ayudando a remediar la contaminación del suelo.
¡Cuida al medio ambiente y disfruta mucho a tus bandas favoritas en el Vive Latino 2013!
Tao anatin'ny roa taona izay ny mpikarakara ny Vive Latino no niezaka handravona ny antsipirihany sasantsasany amin'ny fetibe izay mifantoka amin'ny fahatezàny, mba ahitantsika mpijery mampandroso ny raharaha amin'ny alalan'ny hetsika izay eo ampelatanantsika. Manolotra hetsika fanalahidy telo izahay:
1. Raha azo atao, miezaha mba ho voky no tonga any; izany dia noho ny ataoko fa efa voamarikao ny fahabetsahan'ny fako ateraky ny hetsika mandritra ny fotoana anatontosana azy. Raha tonga aloha ianao, matin'ny hanoanana na tena mila ny zavatra amidy mandritra ny fetibe, Ampirisiho ny mpivarotra [hanangona ny fako ho azo ahodina ampiasaina indray = recycle]. Raha mbola te-hanampy ianao, ataovy izay ampiasany indray ho anao ny lovia vao nihinananao teo ary ataovy izay hampiasanao mosoaran-databatra vitsy indrindra araka izay azo atao mba hialana amin'ny fandaniam-poana. Tsy hampararirary anao ny fahatsiarovana ny habetsahan'ny fako arianao anaty fanariana zaoridira.
2. Lohahevitra iray hafa manontolo ihany koa ny veran-dabiera – araho ny toromarika vao nolazainay etsy ambony.
3. Miaraha mandeha amin'ny fiara iray, na raha ny tsaratsara kokoa, Mandraisa fiara fitateram-bahoaka iraisana hialana amin'ny fitohanan'ny fiara, izay miteraka setroka kokoa noho ny fivezivezen'ny fiara tsy miova halakim-pandeha (ary eo an-tampon'izany ny fiharatsian'ny fahitana sy ny tabataba aterany).
4. Ho an'ny mpifoka sigara: manorohevitra anao izahay hitondra fasiana sigara sy hiala amin'ny fandaniam-poana ateraky ny tranon-tsigara baoritra. Misy ihany koa ny fasiana tain-tsigara azo entina mandehandeha; Miezaha hividy iray ho entina amin'ny fetibe mba hialana amin'ny fanariana tain-tsigara eny rehetra eny [eny amin'ny tany]. Raha manary ny tain-tsigara ao anaty fanariam-pako ianao, dia manao izay hampiraikitra ny fako amin'ny gorodona.
Tandrovy ny tontolo iainana ary ankafizo ny tarika tianao indrindra ao amin'ny Vive Latino 2013!
Ao amin'ny Twitter, ny tenifahatry ny hetsika dia #VL13.
“Vive Latino”, amin'izao andiany faha-14 izao, dia hotontosaina ao Foro Sol (ao afovoany atsinanan'ny renivohitra Meksikana) ny 14, 15, 16 ary ny 17n'ny volana marsa amin'ity taona ity. Afa-mandray mpijery hatramin'ny 55.000 isan'andro anatontosana ny rindra-kira ny Toerana handraisana izany.
Tsy aritra: Nohamafisin'ny mpanomana tamin'ny alin'ny 13 Marsa fa nanafoana ny fandraisany anjara (noho ny antony ara-pahasalamana araka ny voalaza) ilay mpihira sady mpamoro-kira Britanika Morrissey, ka vokatr'izany ny hetsika rehetra nomanina ny andron'ny Alakamisy 14 marsa dia hampidirina amin'ny Zoma faha-15 n'ny volana. Raha te-hahita ny antsipirihany bebe kokoa dia tsidiho ny habaka ofisialin'ny“Vive Latino”.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...