- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Shina: ny haloton'ny rivotra ifohana any Pékin, sariitatra sy sivana

Sokajy: Azia Atsinanana, Shina, Fahalalahàna miteny, Mediam-bahoaka, Tontolo_iainana
Ity sarin'i Mao ampanaovina sarontava ity, natao hisarihan'ny mason'ny mpijery amin'ny haloton'ny rivotra ifohana any Pékin, dia voasivana tamin'ny seran-tsiokantseratsera Sina Weibo. (Nampitain'ny [1]

Ity sarin'ny olomangam-pirenena Mao izay ampanaovina sarontava ity, natao hisarihan'ny mason'ny mpijery amin'ny haloton'ny rivotra ifohana any Pékin, dia voasivana tamin'ny seran-tsiokantseratsera Sina Weibo. (Nampitain'ny “Blocked on Weibo”)