Shina: Mitaky Fitovian-Jo Amin'ny Fanambadiana Ireo Ray Aman-dRenin'ny Ankizy Gay
Ray aman-dreninà gay ( lehilahy mifankatia) sy lesbienne ( vehivavy mifankatia) maherin'ny 100 avy any faritra samy hafa any Shina no nandefa taratasy misokatra any amin'ny solontenan'ny Kaongresim-Pirenen'ny Vahoaka any Shina mangataka amin'ny governemanta hanao ny fanambadian'ny mitovy fitaovam-pananahana ho ara-dalàna.
Nampian'ireo Ray aman-dreny, Fianakaviana ary ny Naman'ireo Lesbienne sy Gay any Shina ny famoahana ilay taratasy, izay milaza ny fahasahiranan'ireo gay sy lesbienne any Shina sy ny fitaintainana aterak'izany ho an'ny ray aman-drenin'ireo ankizy gay. Manodidina ny mitovy fananahana (homosexuel) 60 tapitrisa no monina any Shina, ary eo ho eo amin'ny 4 isan-jaton'ny mponina, araka ny voarakitra ao anatin'ilay taratasy :
我们的孩子有些跟同性伴侣已生活了近10年,他们相互照应,相亲相爱,却不能在另一伴生病需要手术时合法签字。身为同性恋者的家长,我们时常感到焦虑,因为不能合法结婚,我们孩子在领养下一代、生病手术签字、继承伴侣财产、甚至买房等各方面都受到不同程度的影响。
Efa ho nandritra ny 10 taona ny sasany amin'ny zanakay no niaina niaraka tamin'ny vadiny. Mifankatia sy mifampikarakara izy ireo, saingy tsy mbola voasoratra ho isan'ny fianakaviana ara-dalàna rehefa marary sy mila fandidiana ny iray. Mazana izahay no miasa saina momba an'io. Mametraka azy ireo amin'ny toeran-tsarotra ny tsy maha-ara-dalàna ny fanambadian'izy ireo rehefa mihevitra ny hanangan-jaza, amin'ny fanaovana sonia ny fandidiana ny ankilany, fandovàna izay maty, na hividy trano.
Nivoaka ny vaovao momba ilay taratasy taorian'ny tsy nanomezana alàlana ny fisoratam-panambadiana ho anà vehivavy lesbiennes roa tamin'ny tamin'ny fiandohan'ny herinandro tany Bejing.
Nanomboka teo dia nanjary lohahevitra mafana tao amin'ny tranonkala Sina Weibo, fanoratana bilaogy kiritika any Shina ny resaka fanambadiana gay. Nahitàna ady hevitra 22.994.467 ny fikarohana ny teny hoe “gay marriage” ny tolakandron'ny 27 Febroary 2013.

Lesbienne (vehivavy mifankatia) mitàna ny soratra hoe : “te-hivady izahay.” (Dikasary avy amin'ny youku)
Voalahatra hatao amin'ny 5 Martsa 2013 izao ny fivoriana fanao isan-taonan'ny Kaongresim-irenen'ny Vahoaka. Na dia tsy mbola nisy nanao fanamarihana aza ireo solontenan'ny mpivory hatreto, maro amin'ireo Shinoa manampahaizana no mihevitra fa mahavelom-bolo ny fahitàna adihevitra misokatra momba io resaka io.
Nanadihady i Yuan Yulai, mpisolovava [zh]:
看来,中国确实已经不是原来的那个中国。
Tsy tahaka ny taloha intsony i Shina.
Izao no nosoratan'i Lian Peng, mpanao gazety malaza [zh]:
看到@新华视点 发的呼吁关注同性恋群体的微评,以及@头条新闻 将南都“百余名同性恋父母致信人大代表呼吁修改婚姻法”推为首条,感觉很温暖。中国同性婚姻之路任重道远。不管你是否赞同,要知道性取向不依人意志为转移的,对于别人的不同要学会尊重、理解和包容,这样的社会才是真正自由和宽容的社会。
Tsikaritra tao amin'ny Vaovaon'ny Weibo Xinhua ny fampitandremana ny vondrom-piarahamonina gay, ary naverin'ny Sina news indray ilay “taratasy misokatra” ho vaovao malaza. Heveriko fa fambara tsara izany. Lavitra ny làlana mbola hizorana amin'ny fanambadiana gay, nefa, na ekenao na tsia, dia tokony ho fantatrao fa ny firehana ara-pananahana dia tsy miova araka ny sitrapon'ny olona iray, ho an'ireo izay tsy mitovy amintsika, dia tokony hianatra hanaja, hahafantatra ary handefitra isika, io karazanà rafi-piarahamonina io dia tena malalaka sy feno fandeferana.
I Li Mu, mpanao gazety Shinoa iray miaina any Kanadà kosa dia tena manantena vokatra tsara [zh]:
同性婚姻合法化,在中国只是时间问题。
Ho eken'ny lalàna ny fanambadian'ny mitovy taovam-pananahana any Shina, rsaka fotoana no sisa.
Na izany aza, nanakiana mafy ny fanambadiana gay ireo sasany mpiserasera amin'ny aterineto. I Lu Qi, tonian-dahatsoratry ny tranonkalanà tantara, dia nanentana ny fanakanana ny fanambadiana gay :
中国早在商周时期就已有禁止“比顽童”(同性恋)的律法,同性恋的发展表明人类社会的发展和稳定受到严重危害。在中世纪欧洲,凡是同性恋者均会被处以极刑。如今在我国,随着男女比例的日益加大,同性恋现象的日益严重,立法禁止同性恋已经是迫在眉睫的大事。禁止同性恋、让父母不再蒙羞是我们的呼唤。
Na dia tany aloha be tamin'ny fanjakan'i Shang sy Zhou aza, dia efa nisy lalàna nanohitra ny fanambadian'ny mitovy taovam-pananahana ( homosexuel). Hita fa manelingelina ny fiarahamonina ny firoboroboan'ny homosexuel. Henjana ny sazin'ny homosexuel taloha ela be tany Eoropa fahagola. Ankehitriny, eto amin'ny tanintsika, miaraka amin'ny fanalalahana ny fampifandanjana ny lahy sy ny vavy sy ny firoboroboan'ny vondrom-piarahamonina gay, dia tena maika ny hanaovana lalàna mandrara ny fanambadiana gay. Antso ataonay ity handraràna ny fanambadiana gay ary tsy hahatsiaro ho menatra intsony ny ray aman-dreny.
Tsy voalohany izao no niresahana teny ambony latabatra ny fanambadiana gay any Shina. Tany am-piandohan'ny 2007, nisy fanadihadiana nataonà mpandinika momba ny fitaovam-pananahana (sexologue) Li Yinhe izay naneho fa any amin'ireo tanàna salantsalany -sy ireo tanàn-dehibe ao Shina dia maherin'ny 80 isan-jato no mino fa noforonina hitovy ny homosexuel sy ny heterosexuel (fiarahan'ny tsy mitovy taovam-pananahana). Tamin'ny volana Martsa 2012, ray aman-dreninà Shinoa homosexuel 10 no nanoratra ho amin'ny vondrona mpanolotsaina momba ny lalàna sy ireo mpisolovava ara-politika any Shina mba hamoahana lalàna manameloka ny fanavakavahana ireo gays.
Ny vinavina nataon'ilay sexologue Zhang Beichuan dia milaza fa homosexuel manodidina ny 10 tapitrisa no manambady heterosexuel any Shina, ary eo ho eo amin'ny 80 na 90 isan-jaton'ny lehilahy gay no efa nanambady na mety hanambady vehivavy heterosexuel.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...