Ny Filohan'i Malawi Banda Sy Ny ‘Fitiavan-Tenan'ny’ Mpikambana Parlemantera
Niteraka korontana tao amin'ny parlemanta ny filohan'i Malawi, Joyce Banda, tamin'ny fikirizany fa tsy hahazo vatsin-tsolika goavana [tadiaviny] ny mpikambana ao amin'ny parlemanta, tamin'ny filazany fa tsy manam-bola handoavana izany governemanta.
Nangataka vatsin-tsolika hatramin'ny K10 tapitrisa (manodidina ny $27.778) , notadiaviny hatramin'ny 2009, ny depiote fa tsy nihatsara ny fifandraisan'i Banda tamin'ny mpanao lalàna, raha nifikitra ny depiote maro fa hahazo ny fandraisany anjarany izy ireo. Nangataka vatsin-tsolika hatramin'ny 500 litatra isam-bolana isaky ny depiote ihany koa ry zareo.

Filohan'i Malawi Joyce Banda. Sary avy amin'i Pejy Facebook-n'ny Naman'i Joyce Banda Facebook Page, nahazoana alalana
Nafana dia nafana ny adi-hevitra teo amin'ny Malawita, nifantoka tamin'ny hoe mendrika sa tsia ny hahazo vatsin-tsolika ny depiote raha ratsy ny toe-karen'ny firenena. Miantso ny tsy hiraharahian'ny governemanta izany fangatahana izany ny fikambanana Fiaraha-monim-Pirenena sy ny tsirairay. Manaiky ny fanapahan-kevitra raisin'ny filoha ny bilaogera Pearson Nkhoma sy ny Malawita maromaro ao amin'ny lahatsoratra mitondra ny lohateny hoe ‘Karma Mitarika ny Politika any Malawi‘:
Time is nigh to take off the salaries, and the other benefits. We can not afford to be paying our employees more than what we the employers get. We just can not afford such unnatural course of social injustice…the Malawians who employ those employees need to get what the employers get not the other way round; And the employers don't do anything save for introducing unpopular policies like changing the flag bill, injunction bill, the third term bill etc.
Fotoana izao tokony hanesorana ny karama sy ny tombontsoa hafa. Tsy afa-mandoa vola mihoatra noho ny azonay mpampiasa ho an'ny mpiasanay izahay. Tsy mahazaka izany lala-tsy voajanaharin'ny tsy rariny izany izahay… Mila mahazo izay tokony ho anjaran'ny mpampiasa ireo Malawita izay mampiasa ireo mpampiasa ireo fa tsy ny mifanohitra amin'izany; Ary ny mpampiasa tsy hanao na inona na inona handray ny politika tsy tian'olona tahaka ny lalàna manova saina, lalàm-panerena, lalàn'ny fe-potoana fahatelo sns.
Raha miantso ny hanaovana fitsapa-kevi-bahoaka momba ny fitakian'ny depiote indray i Pearson Nkhoma, ny mpanao gazety Mabvuto Banda miantso azy ireo ho tia tena:
@bvutoB: In my understanding, the MPs have achieved nothing to deserve bonuses, in arrears or not. As lawmakers, the MPs have just been good at being retrogressive and moving the country in circles. I ask: what can we rationally point as their achievements since 2009?
Amin'ny fahazoako, tsy nahavita na inona na inona ny depiote ka omena tombontsoa, na trosa na tsia. Amin'ny maha-mpanao lalàna azy ireo dia ny fihemorana ihany no hainy sy ny mampihodikodina ny firenena anaty faribolana. Manontany aho; inona no azontsika tondroina ho zava-bitan'izy ireo hatramin'ny 2009?
Mpamaham-bolongana hafa Henry Chizimba mahatsiaro fa tokony hanome habaka ahafahan'ny filoha miaina ihany ny parlemantera. Na dia tsy mpankasitraka ny filoha aza izy, dia nilaza fa mikendry ny hampiongana ny governemanta ireo depiote ireo. Ao amin'ny lahatsoratra milaza izany fivoarana izany ao amin'ny ”Demokrasia an-dalambe ao amin'ny endriny tsara indrindra‘ no namehezany hoe :
If the honorable MPs are serious about serving the people in their constituencies, then let them let the government go this time. Let them give the Banda administration some breathing space hoping that they can pull some economic miracles and be able to pay the recently raised salaries, and more importantly, recover the economy.
At this juncture, the article rests its case but is quick to point out that the honorable MPs’ MK10million demands is both ludicrous and selfish, and at worst, unMalawian. Most sadly, the demand smacks of street democracy at its best.
Raha tena matotra amin'ny fanompoana ny vahoaka sy ny fari-pifidianany ireo depiote hajaina ireo, avelao ry zareo hamela ny governemanta handeha amin'ity indray mitoraka ity. Avelao ry zareo hanome toerana ahafahan'ny fitondrana Banda miaina [misento kely] raha antenaina fa mety hahavita fahagagana ara-toekarena ry zareo ary afaka mandoa ny karama nampakarina, ary ny tena zava-dehibe dia ny ahafahany manarina ny toe-karena.
Amin'izao toe-draharaha izao, mametraka ny tranga ny lahatsoratra saingy maika hanasongadina fa sady mampihomehy no feno fitiavan-tena ny fangatahan'ny depiote hajaina MK 10 tapitrisa, ary ny tena ratsy idrindra dia tsy maha-Malawita. Ny tena mampalahelo, ny fangatahana dia mampitodika amin'ny demokrasia an-dalambe ao amin'ny endriny tsara indrindra
Ny lahatsoratr'i Kondwani Munthali tamin'ny 2011, fony izy nanaraka ny fanolorana ny tetibolam-pirenena ho ahitana tahirin-kevitra sarobidy momba ny ‘karama sy ny tombontsoa’ farany indrindra. Nasongadin'ny lahatsoratra ny elanelan-karama misy eo amin'ny mpiasam-panjakana sy ny depiote. Raha mety ho nisy ny fiovana eo amin'ny lafiny karama tao anatin'ny 18 volana farany, dia mety ho tsy misy lanjany loatra ilay fiovana. Ny fandresen-dahatr'i Munthali:
In essence, the gap between the MP in terms of allowances and entry grade in public service annually is around K3.2 million whilst the ordinary Civil Servant will have to pay for increased minibus fares (spare parts going up), rentals (withholding tax) domestic (meat, offals, water, salt) and with the likely hood of companies downsizing as new taxes adding to low production due to poor electricity and water supply, lack of fuel and shortages of foreign exchange will slow down the economy….
But as poor as they are, the majority whom (an estimated 5 million of the population) live on K300 per day have to continue contributing to the “new found economic freedom” while The President, Ministers and Members of Parliament drive in brand new 4X4 worth K20 million on the market, earn tax breaks for personal vehicles, earn K4 million in allowances annually and more importantly continue to preach prudence to the poor people.
Amin'ny ankapobeny, manodidina ny K3,2 tapitrisa ny elanelan'ny tombontsoa sy ny vola miditra isan-taona nefa ny mpiasam-panjakana tsotra mbola mandoa ny saran'ny minibus miha-miakatra (fiakaran'ny kojakoja), fanofan-trano (hetra alaina amin'ny karama) ny lany isan'andro (hena, rano, sira) ary miaraka amin'ny orinasa maro mampihena ny mpiasa ao aminy satria mampihisatra ny toe-karena ny fametrahana hetra vaovao mampihena ny famokarana noho ny faharatsian'ny herinaratrasy ny fitsinjaran-drano, tsy fisian'ny solika sy ny devizy (vola vahiny)….
Fa na dia mahantra aza izy ireo, ny ankamaroan'ireo (mponina heverina ho miisa 5 tapitrisa) mandray K300 isan'andro dia tsy maintsy mandray anjara amin'ny «fahalalahana ara-toekarena hita indray» nefa ny Filoha sy ny Mpikambana Parlemantera mitondra fiara tsy mataho-dalana mitentina K20 tapitrisa eny an-tsera, tsy mandoa hetra amin'ny fiara manokana, mahazo tombontsoa K4 tapitrisa isan-taona ary ny lehibe indrindra dia miteny amin'ny mahantra hitandrina [hifehy kibo
Eo am-panarenana ny toe-karen'i Malawi. Hita ho manao izay mety indrindra hahatrarana ireo tara-pandrosoana maro ny fitondrana, saingy manomboka misy fiantraikany ny tsy fisian'ny voamaina nandritra ny volana maromaro, ka mahatonga ny Malawita maro mihevitra fa diso toerana, eny feno fitiavan-tena aza ny fikatian'ny depiote.
Sokajy

Tantaran'ny Afrika Mainty farany
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...