Tosika Orogoaiana Hisian'ny Fitaterana Maharitra
Tamin'ny Alakamisy lasa teo, 28 Febroary 2013, 200 ireo mpitondra bisikilety [es] nifamory teo anoloan'ny Lapan'ny Tanana tao Montevideo (Intendencia Municipal de Montevideo) mba hizara fanangonan-tsonia iray havantana amin'ny Ben'nyTanànan'i Montevideo, Ana Olivera sy ireo manampahefana mahefa ao an-toerana hitakiana ny hisian'ny faritra azo antoka ho an'ny bisikilety, toeram-piantsonana azo antoka ho an'ny bisikilety koa eny amin'ireo terana natao ho an'ny daholobe na an'ny tsy miankina, ary fanentanana hanabezana ireo mpitaingina bisikilety sy ireo hafa mpampiasa ny arabe.
Gabriel46936, mpampiasa YouTube, dia mizara ity lahatsary manaraka ity avy eny amin'ny hetsika:
Ilay fandraisana andraikitra, notarihan'ny vondrona Facebook ‘Gente en Bicicleta Uruguay’ (ireo Olona Mitaingina Bisikilety Ao Orogoay) [es] sy ny ‘Ciclovida Urbana’ (Fiainana an-drenivohitra miaraka amin'ny kodiaran-droa) [es] ary nakarina ao amin'ny sehatra fanaovana fanangonan-tsonia Change.org [es], dia nanao izay hanangonana sonia maherin'ny 10.000 hatramin'ny andro voatondro no sady manohy manangona ireo mpanohana, efa nahatratra ho 10.400 tany ho any tamin'ny fotoana nanoratana ity lahatsoratra ity.

Fihaonamben'ireo mpitaingina bisikilety teo anoloan'ny Lapan'ny Tanàna tao Montevideo, Orogoay, hitakiana faritra natao ho an'ny bisikilety. Sary avy amin'i Roger Tijman nozaraina tao amin'ny Facebook

Ankizy nandritra ilay hetsika tao Montevideo, Orogoay, nitazona soratra mivaky hoe : “Mba jereo ooo! satria tsy manana faritra natokana ho an'ny bisikilety aho. Critical Mass Montevideo”
Sary avy amin'i Gianluca Casanovanozaraina tao amin'ny Facebook

Manolotra an-tànana ilay fanangonan-tsonia ho an'ny manam-pahefana. Sary avy amin'i Gente En Bicicleta Uruguay nozaraina tao amin'ny Facebook
Ny olom-pirenena tsirairay, ireo vondrona mpirotsaka an-tsitrapo ary hatramin'ny orinasa aza [es] dia toa mahavita dingana mihoatra kely ny an'ny governemanta raha vao resaka fampidirana ny fitaovam-pitaterana maharitra toy ny bisikilety ho ao anatin'ny rafi-pitateran'ny tanàna. Efa an-taona maro ireo fikambanana tsy miankina amin'ny fanjakana toy ny Urubike [es] ary ireo vondrona manana tanjona toy ny Bike Age (Bici Era) [es] sy ny rantsan'ny Critical Mass (Masa Crítica Montevideo) ao an-toerana [es] no nanao fanentanana momba ny bisikilety ho toy ny safidy iray amin'ny resaka fitaterana maharitra ho an'ny tanàn-dehibe, tamin'ny alàlan'ny fikarakarana tafatafa, atrikasa, ary hetsika fitaingenana bisikilety hanairana ny sain'ny mponina amin'ny ankapobeny.
Ny Drafitra Stratejika ho an'ny Fitaterana, ny Trano fonenana sy ny Foto-drafitrasa [es] nataon'ny Ministeran'ny Fitaterana sy ny Asam-Bahaka ho an'ny taona 2030 dia ahitàna ireto ao anaty tanjona lehibe telo:
[la] mejora de la calidad de vida de la población y protección de la seguridad pública
[mba] hanatsaràna ny kalitaon'ny fiainan'ny mponina sy ny fahazoana antoka ny fiarovana ny vahoaka
Ary ankoatra ireo tanjona manokana:
propender a un transporte sustentable, reduciendo sus impactos sobre la energia y el ambiente.
hikarakara ny fitaterana maharira, hampihena ny fiantrakan'izany amin'ny angovo sy ny tontolo iainana
Kanefa, ilay antontan-taratasy isy pejy 13, dia zara raha misafosafo ny resaka bisikilety fotsiny [es] ao amin'ny pejy faha-12 :
Fomentar el uso del transporte colectivo de pasajeros en el área metropolitana a través de un incremento de la calidad del mismo, con el objetivo de desincentivar la utilización del automóvil privado para los traslados diarios e impulsando itinerarios seguros para bicicletas y peatones
Ho fandrisihana ny fampiasàna ny fitateram-bahoaka amin'ny faritry ny tanan-dehibe amin'ny alàlan'ny fanatsaràna ny kalitaony, miaraka amin'ny tanjona ho fampihenana ny fampiasàna ny fiaran'ny tena manokana amin'ireo fivezivezena andavanandro sady mampiroborobo ny fametrahana faritra azo antoka ho an'ny bisikilety sy ny mpandeha an-tongotra
Taorian'ireo hetsika sy fikakiana tato ho ato, hiverina handinika ny drafitra lavitr'ezaka napetrany ho an'ny fitaterana ve ny governemanta? Araka ity lahatsary fanohanana ny hisian'ny faritra ho an'ny bisikilety ao Orogoay ity, ny rehetra mihitsy no mihevitra fa tokony ho izany mihitsy no atao
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...