Tantara tamin'ny 18 Febroary 2013
Tafaray Ao Shahbag Ny Bangladesy Noho Ny Faha- 42 Taonan'ny Heloka An'ady
Tsikelikely, nanjary ranomasimben'ny olona ny fiolanana Shahbag ao andrenivohitry Bangladesh, ao Dhaka, ho fitakiana ny rariny noho ireo habibiana niseho nandritra ny tolom-panafahana tamin'ny taona 1971 sy ho fitakiana ny fanasaziana ho faty ireo meloka...
Vitan'ny Artista Bangladeshi Sariitatra Ny Hetsi-Panoherana ao Shahbag
Mandroandroatra hatraty amin'ny andro faha-12 ny hetsi-panoherana ao amin'ny kianja Shahbag ao an-drenivohitr'i Bangladesh, izay itakian'ny olona an'arivony mivory ao ny fahafatesan'ireo meloka an'ady. Isan'andro no itakian'ireo olona an-jatony, tanora na antitra,...
Mpanao Politika Laika Nisy Namono, Nipoaka Ny Fanoherana Manerana An'i Tonizia
Fanoherana maro no nipoaka tao Tonizia taorian'ny namonoan'ny sasany an'ilay mpitarika mpanohitra Chokri Belaid. Nisy nitifitra ka maty nanoloana ny tranony vao marainan'ny 6 Febroary 2013 i Belaid.
Nosamborina fa Voampanga Noho ny Fanarahana ny “Mpaka Fanahy” Ilay mpisera Twitter Saodiana
Nosamborina indray i Bader Thawab, mpisera Twitter Saodiana tamin'ny volana Septambra 2012 satria nanoratra sioka miantso ho amin'ny fanonganana ny fitondram-panjaka Saodiana. Anisan'ireo nandefa sioka mivantana ny fandehan'ny fangalana am-bavany fohy voalohany...
Nampanotany Tena ny Eran'ny Aterineto Ny Tweet Mifono Hevi-Dalin'ilay Politisiana Tao Arzantina
Nisioka tambatarehimarika misitery tao amin'ny kaonty Twitter-ny ny filohan'ny Antoko Sosialista tany Arzantina sady efa nanao kandidà ho filoham-pirenena tamin'ny fifidianana farany indrindra teo, ny Dr. Hermes Binner. Efa voakosoka...
Hong Kong : Mafàna Fo Nogadraina Noho Ny Fandoroana Sainam-Pirenena Shinoa
Voasazy sivy volana an-tranomaizina ilay mafàna fo ao Hong Kong tamin'ny Alakamisy noho ny nandoroany sy nandrovitany sainam-pirenena Shinoa sy sainam-pirenena Hong Kong nandritra ny hetsika in-droa miantaona nanoherana ny governemanta kaoministy ny tanibe , nanaitra ireo maro mpiserasera amin'ny aterineto hampiakatra ny fanivaivàny ny sainam-pirenena Shinoa amin'ny nahim-pony ho fanoherana ilay sazy mavesatra..
Paragoay Taorian'ny Fahafatesana Tampoky Ny Mpifaninana Ho Fidiana Ho Filoha, Lino Oviedo
Maty nianjera tamin'ny angidimby nandehanany tamin'ny Sabotsy 2 Febroary 2013 tany avaratr'i Asunción i Lino César Oviedo, jeneraly Paragoaiana misotro ronono sady mpanao politika. Maty ihany koa ny mpanamory sy ny mpiambina azy.