Amerika Latina: Mametra-pialàna Ny Papa – Manaraka Eny Ny Fanantenana, Hanihany Ary Fitadiavana Tombony

Sary avy amin'i lyonora, mpampiasa Flickr, nampiasaina eo ambany Lisansa Creative Commons (CC BY-NC 2.0).
Nanampoka an'izao tontolo izao ilay fanambaràna ny fametraham-pialàn'ny Papa Benedict XVI avy amin'ny fiketrahana masina, na, ny marimarina kokoa, ny ny Pontifikà Faratampon‘ny Fiangonana Katolika, tamin'ny Alatsinainy 11 Febroary 2013. Manankery manomboka amin'ny 28 Febroary ilay fametraham-pialàna. Ny vanim-potoana aorian'izay datin'andro izay dia fantatra amin'ny hoe sede vacante na ‘fitondràna tetezamitan'ny fiketrahana’, izay haharitra mandra-pifidin'ny fihibohana an-tranon'ireo kardinaly hifidy izay ho Papa vaovao.
Mitatitra ny bilaogy Marianistas.org fa Benedict no Papa voalohany nametra-pialàna hatramin'ny Celestine V tamin'ny 1294 ary manome fampahafantarana misimisy kokoa izy eto [es]. Avy eo izy dia mizara [es] antsipirihany vitsy mikasika ny fombafomba arahana manodidina ilay fametrahana fialàna sy ny fihibohana an-trano hatao atsy ho atsy :
- El actual Código de Derecho Canónico, promulgado por la autoridad de Juan Pablo II en 1983, en el capítulo “Del Romano Pontífice y del Colegio Episcopal” (Parte II, Sección I), canon 332, párrafo 2: “Si el Romano Pontífice renunciase a su oficio, se requiere para la validez que la renuncia sea libre y se manifieste formalmente, pero no que sea aceptada por nadie.”
- De acuerdo con las declaraciones realizadas por el P. Lombardi, Benedicto XVI no tomará parte en el próximo cónclave, desplazará su residencia a Castelgandolfo hasta que llegue el día de la renuncia, el cónclave se celebrará en marzo, los ángelus y audiencias se sucederán de la forma habitual pudiendo ser momentos de expresión de afecto al Papa. También dijo que el Papa irá a vivir a un monasterio de clausura que se encuentra en el interior del Vaticano y que actualmente está en reformas.
- De acuerdo con la normativa que rige el cónclave, este debe ser convocado cuando entre los 15 y 20 días después de que quede la sede vacante. Esto en el caso de la muerte del Papa. No se explícita si debe ser igual en el caso de renuncia. He aquí la normativa para el gobierno de la Iglesia en periodo vacante.
-Ny Code of Canon Law (Lalàna Canon ho an'ny fiangonana katolika), nolaniana tamin'ny andron'i John Paul II tamin'ny 1983, ao amin'ny Toko “The Roman Pontiff and the College of Bishops” Ny Filoha Faratampony Romana sy ny Fivoriamben'ny Eveka (Ampahany II, Andalana I), canon 332, paragrafy 2: “Raha mitranga ny hoe mametraka fialàna ny Filoha faratampon'ny Romana, mba hampanan-kery azy dia ilaina ny maha-malalaka tsy an-tery ilay fanambaràna ary naseho tamin'ny fomba madio fa tsy hoe neken'iza na iza.”
-Araka ny fanambaràna avy amin'ny Fr. Federico Lombardi, tsy handray anjara amin'ny fihibohana an-trano voalohany i Benedict XVI; hisintaka ho any Castel Gandolfo izy mandra-pahatongan'ny fetrandron'ny faùetrahany fialàna; hatao amin'ny Martsa ny fihibohana an-trano; ny Angelus fanomeny sy ny fandraisana olona dia hizotra toy ny mahazatra ihany, ary ho avy haneho ny fitiavany ny Papa ny olona. Nilaza ihany koa izy fa hifindra ho ao amin'ny monasitera izay mifefy, vao avy navaozina yao anatin'ny Vatikana, ny Papa.
-Araka ny fitsipika mifehy ny fihibohana an-trano, tsy maintsy dimiambinifolo na roapolo andro aorian'ny maha-banga ny toerana no anaovana azy — izany no atao raha sendra maty ny Papa. Tsy milaza mivantana ry zareo na mihatra izany fitsipika izany na tsia amin'ny tranganà fametrahana fialàna. Ireto ireo fitsipika ho an'ny (governemanta) fitantanan'ny Fiangonana mandritra ny fahabangan-toerana [es].
Nampakatra fandalinana fohy [es] ny fotoana naha-papa an'i Benedict XVI ny bilaogy Tan antigua y tan nueva :
Le ha tocado un papado expuesto a toda la sociedad mediática mundial, a un hombre tan poco dado a la escena. Puso a un hombre fuerte: el cardenal Bertone, al que han atacado hasta la saciedad con todos los medios en contra hombres de la misma iglesia, como la patética figura de Viganó, que al final se han salido con la suya dando la imagen de una miseria interior en la iglesia. […] La renuncia del Papa es el triunfo de los enemigos. No vamos a juzgar al Papa. También será que el Papa no ha querido que vuelva a repetirse la penosísima imagen de Juan Pablo II en su último período.
Nisokatra tamin'ny koltoran'ny media iraisam-pirenena izy nandritra ny fotoana naha-papa azy, ho an'olona iray izay tsy zatra loatra ny asongadina. Nanendry lehilahy iray matanjaka izy: Kardinaly Bertone, izay tsy nitsahatra ny nitaty ireo fanakianana natao tamin'ny fomba rehetra avy amin'ny fiangonana, toa an'ilay Viganó mandaginina iny, izay indrisy fa farany dia nahavita nanome sary mahantra ny fiangonana… Midika fandresena ho an'ireo mpanenjika azy ny fametrahana fialàna nataon'ny Papa. Tsy andeha hitsara ny Papa isika. Fa mety koa hoe tsy tiany hiverina ny sary ratsy fony andron'ny Papa John Paul II nandritra ny fotoana farany naha-papa azy.
Ivelan'ny tranoben'ny finoana, ireo bilaogera, katolika na tsia, dia naneho ihany koa ny fomba fijeriny an'ilay raharaha. Ohatra, manoratra i [es] Ginés J. Parra ao amin'ny bilaogy Cosas Mías momba ny fanantenany amin'izay Papa vaovao :
cada vez que hay la posibilidad de la elección de un nuevo Papa se abre una puerta a la esperanza de que el elegido sea un hombre progresista con apertura a todas las sensibilidades de la Iglesia y que se pueda ver una Iglesia Cercana la realidad social a la evolución continua de nuestro mundo y a la realidad actual de todos los cristianos. Y que sea realmente una Iglesia de y para los Pobres y excluidos de esta sociedad Que sea una Iglesia de aires nuevos, de apertura, que permita la libertad de Expresión que condene y corte de raíz los escándalos como de la Pederastia o sus relaciones con la Banca en estos momentos de crisis.
Isaky ny misy fahafahana mifidy Papa vaovao dia efa varavarana iray misokatra ho azy ireo izay hifidianany lehilahy iray mpandàla firosoana (progressiste) misokatra amin'ireo feo rehetra ao amin'ny Fiangonana ary ato anatin'ny fotoana fohy dia Fiangonana iray afaka hijery ny tena zavatra iainan'ny fiarahamonina momba ny fandrosoan'ny tontolo misy antsika sy ny zava-misy ankehitriny iainan'ny Kristiana rehetra. Ary izany dia ho fiangonan'ny / ho an'ireo MAhantra sy nahiliky ny fiarahamonina marina tokoa. Ho fiangonan'ny rivo-baovao, ny fisokafana, izay mamela ny fahalalahana maneho hevitra izay manameloka sy hanakatona ireo tantara ratsy toy ny fanolanana ankizy na ny fifandraisany amin'ireo banky ao anatin'ireny fotoan'ny krizy ireny.
Manoratra [es] i Ángel Martín Tax ao amin'ny bilaogy Noticias La Esfinge fa hoe derainy ilay fanapahan-kevitra :
Esto es una gran moraleja. Si uno ya no puede, pues que mejor entregar el puesto para que otro lo pueda hacer con mucha energía y fuerzas.
Maoraly ambony be izany. Rehefa tsy afaka ny tena, tsara ny mibaboka mamela ny toerana mba hahafahan'ny hafa manao azy amin-kery sy tanjaka.
Nefa misy ihany koa ireo tsy manaiky hiala mihitsy amin'ny fanaovana kajikajy sy firaisana tsikombakomba, toa an-dry perlita_rosita/NAYADE izay naneho hevitra [es] tao amin'ny bilaoginy Desde el fondo de un espíritu libre:
Creo que este hombre no ha abdicado por gusto, a pesar de cuantas excusas se hayan inventado y hagan decir al mismo papa,para que la gente no sospeche. Mi espíritu desconfiado me avisa de que hay conspiración o bien aquí hay gato encerrado.
Tsy mihevitra an'io lehilahy io hisafidy ny hametraka fialàna aho, na eo aza ireo fialantsiny rehetra noforonin-dry zareo sy nitenenan'izy Papa mihitsy, mba tsy hiahiahian'ny olona zavatra hafa. Ny ahiahiko dia milaza amiko fa misy firaisana tsikombakomba ao ary misy zavatra misoko tsy mazava.
Nipatrapatraka avy hatrany ny fanehoan-kevitra teo amin'ny sehatra iraisampirenena [es] ary fotoana fohy dia lasa lohahevitra noresahana be [es] tao amin'ny Twitter, tamin'ny fiteny maro samihafa sy tenifototra isan-karazany. Amin'ny teny Espaniôla, ny sasany tamin'ireo tenifototra nalaza indrindra dia ny #elpapadimite, Benedicto XVI ary ny tena nahatsikaiky indrindra aza #NombresParaPapa tany Kolombia, #sielpapafueraperuano tao Pero ary #RenuncioComoElPapa tany Meksika.
Tanatin'ireo bitsika an'arivorivony tafavoaka, ny sasany tamin'ireo nalaza dia nahitàna ity bitsika miharo eso ity [es] avy amin'ny @Calle13Oficial, izay tsy lanin'ny vavonin'ny maro, toy izay nahazo an'i Gladys Godines (@gladygodines):
@gladysgodines Qué chiste para más estúpido. RT @Calle13Oficial El Papa se divorcia de la Iglesia, pero se queda con la custodia de los niños..
@gladysgodines Vazivazin'adala re izany. RT @Calle13Oficial Nisaraka tamin'ny Fiangonana ny Papa, saingy izy no nahazo alàlana hitaiza ny ankizy.
Avy any Pero, Pedro Valle (@pedrovalleo) nanindry fa iray amin'ireo tantara ratsy goavana indrindra mahazo ny Fiangonana Katolika ankehitriny ity:
@PedroValleO El calvario de Benedicto XVI: en últimos tres años, 1.800 denuncias de casos pederastia llegaron al Vaticano #RenunciadelPapa @ELTIEMPO
@PedroValleO ny kalverin'i Benedicto XVI : tato anatin'ny telo taona farany, tranganà fanolanana ankizy niisa 1800 no voatatitra tao Vatikana #RenunciadelPapa @ELTIEMPO
Ny gazetiboky Dedo Medio [Fanondro Adala] (@Dedomedio) dia nanipika an'izao sady nampifandray taminà lahatsoratra iray fitondram-panazavana :
@Dedomedio Ratzinger perseguía pederastas mientras Wojtyla los encubría. Sí, le tienes bronca al papa equivocado. http://fb.me/2KnVxwdPR
@Dedomedio Nihaza ireo mpanolana ankizy i Ratzinger raha toa kosa ka niaro azy ireny i Wojtyla. Eny, diso papa hotezerana ianareo. http://fb.me/2KnVxwdPR
Tany Arzantina, nanao fampitahàna ara-politika i Marcelo Parrilli (@parrillimarcelo) :
@parrillimarcelo Como cuadro político impecable Benedicto XVI, no da más y se va. Acá, en cambio, jamás se va alguien voluntariamente de un cargo.
@parrillimarcelo Toy ny mpitarika politika tsy misy ho kianina, tsy afaka manome afa-tsy izay tratrany i Benedicto XVI dia miala izy. Eto, raha ny lafiny iray no jerena, tsy misy olona hiala an-tsitrapo amin'ny asany izany.
Avy any Kolombia, nanao fampitahàna hafa i Diego Camargo (@elDiegoCamargo), saiky ho an'i Venezoela:
@elDiegoCamargo Que el Papa renuncie y Chavez no, demuestra que en América Latina tenemos mejores condiciones laborales que en Europa…
@elDiegoCamargo Ny zavamisy hoe nametraka fialàna ny Papa fa tsy i Chavez dia mampiseho fa manana tontolon'asa mendrika kokoa noho ny any Eoropa i Amerika Latina…
Ary avy any Meksika, namaly ihany koa i RoEl FuEnTes (@DRAKERS56) tamin'ny alàlan'ny fomba fijery avy ao an-toerana :
@DRAKERS46 Rayo golpeó Basílica de San Pedro el día que renunció Benedicto XVI y en México exploto Pemex y sige [sic] EPN http://rbb.cl/4e5h @beto230
@DRAKERS46 Nilatsaham-baratra ny tilikambon'ny Bazilikan'i Md Piera tamin'ny andro nametrahan'i Benedict XVI fialàna ary tany Meksika kosa, nipoaka ny Pemex ary mbola manohy i Enrique Peña Nieto http://rbb.cl/4e5h @beto230
Bitsika maro momba ity raharaha ity no azo jerena eto [es] ao amin'ny Melty.es (mampifandray azy ity amin'ny krizy espaniôla), eto ao amin'ny Huffington Post [es], ary ao amin'ny Storify avy amin'ny Diario Libre, Antena 3 Noticias,La Nación, El Colombiano, TeleSur TV, El Universo, 20m, El Tiempo, El Informador, sy AristeguiOnLine [all es], ankoatra ireo hafa maro.
Farany, ny eritreritra sasany [es] avy amin'ny bilaogy OEHD:
ser Papa a estas alturas del mundo, es un acto de heroísmo (de esos que se hacen a diario en mi país y nadie nota). Recuerdo sin duda, las historias del primer Papa. Un tal.. Pedro. ¿Cómo murió? Si, en una cruz, crucificado igual que a su maestro, pero de cabeza. Hoy en día, Ratzinger se despide igual. Crucificado por los medios de comunicación, crucificado por la opinión pública y crucificado por sus mismos hermanos católicos […]
Vivo en un mundo donde es chistoso burlarse del Papa, pero pecado mortal burlarse de un homosexual (y además ser tachado de paso como mocho, intolerante, fascista, derechista y nazi). Vivo en un mundo donde la hipocresía alimenta las almas de todos nosotros. Donde podemos juzgar a un tipo de 85 años que quiere lo mejor para la Institución que representa, pero le damos con todo porque “¿con qué derecho renuncia?”. Claro, porque en el mundo NADIE renuncia a nada.
[…] Benedicto XVI, muchas gracias por renunciar.
Tena fihetsika be herimpo ny fanekena ho Papa rehefa tonga amin'ny teboka iray tahaka izao (zava-mitranga isanandro aty amin'ny firenena misy ahy saingy tsy misy olona mahamarika). Tena tsaroako tsara mihitsy ireo tantaran'ny papa voalohany. Ny iray… Petera. Ahoana no nahafaty azy? Eny, teny ambony hazofijaliana, nohomboana tahaka ny nahazo ilay nampianatra azy saingy natsongoloka. Ankehitriny, fomba tahakahaka an'izay ihany no anilihana an'i Ratzinger. Nohomboan'ny media, nohomboan'ny fitsaran'ny olona ary nohomboan'ireo rahalahiny Katolika ihany…
Miaina anaty tontolo iray mankafy ny fanadrohadroana Papa aho, nefa ny heloka iray mahafaty ny manadrohadro olona mitovy mifanambady (ary tondroina ho tsy manam-pandeferana, fasista, avy amin'ny elatra havanana sy Nazi ihany koa ny olona). Miaina anay tontolo iray aho, izay ny fihatsarana velatsihy no mameno sy mamoky ny fanahintsika rehetra. Toerana izay ahafahantsika mitsara lahiantitra iray 85 taona izay mitady ny mendrika indrindra ho an'ny antokon-draharaha iray soloiny tena, nefa isika manontany hoe “Zo taiza no nananany ka ahafahany mametraka fialàna?” Mazava loatra, satria TSY MISY OLONA eto ambonin'ny tany miala amin-javatra iray izany.
… Benedict XVI, isaorana anao ny fametrahanao fialàna.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...