12 Febroary 2013

Tantara tamin'ny 12 Febroary 2013

Bangladesh: Mitaky Ny Fanamelohana Ho Faty ireo Meloka an'Ady Tamin'ny 1971 ny Mpanao Fihetsiketsehana

Roa amby efapolo taona. Izany ny fahalavam-potoana niandrasan'ny Bangladeshy rariny tamin'ny heloka mampihoron-koditra natao tamin'izy ireo nandritra ny adim-panafahana nataony hisintahana amin'i Pakistan. Ary tamin'ny 5 Febroary 2013 dia nohelohina mandra-pahafaty noho ny...

12 Febroary 2013

Fanatanjahantena Sy Fampihavanam-Pirenena Ao Kiobà

Ny fahatongavan'i José Ariel Contreras tao Cuba, vao herinandro iray monja izao, Kiobàna iray mpilalao "baseball" monina any Etazonia hatramin'ny 2002, mitàna ny toeran'ny mpanipy baolina, dia nanetsika ireo mponina tao, Pinar del Río, tanàna nahaterahany, ary koa ireo marobe mpankafy ny fanatanjahantena nasionalin'i Kiobà : baseball. Mitantara amintsika mikasika ity hetsika mampihetsi-po ity sy ny dikany ara-tantara sy ara-politika ho an'i Kiobà amin'izao fotoana i Elaine Díaz.

12 Febroary 2013