Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

04 Febroary 2013

Tantara tamin'ny 04 Febroary 2013

Tafiditra Ao Amin'ireo Anjerimanontolo Rosiana Ankehitriny Ve Ny Hetsika Tamin'ny 1968?

Akon'ny RuNet

Ny volana lasa teo, ny 18 Desambra, nanomboka nanao fitokonana sy nanakana ny fidirana amin'ny vavravara-ben'ny Anjerimanontolo ny mpianatra ao amin'ny Anjerimanontolom-panjakana momba ny varotra sy ny toekarena (RSUTE). Ny fifandroritan-kevitra dia mikasika an'i Sergei Baburin, rektoran'ny Oniversite, izay nesorina tamin'ny asany vao tsy ela akory ary nifangaroan'ny asa naha...

Famoronana Rakibolana Miteny Ho An'ireo Fiteny Indizena

Rising Voices

Ny 7-11 Janoary 2013, mafana fo roa amby folo mpiaro ny Fiteny Indizena avy ao Amerika Latina no nivondrona tao amin'ny trano famakiam-bokin'i Santiago any Shily hizaha ny fomba hahafahan'ireo teknolojia dizitaly mitana anjara toerana goavana eo amin'ny fandraketana sy famelomana ny tenin-drazany, anatin'ny atrikasan'ny "Enduring Voices (Teny Mitoetra)". Ny...

“Tsy Vitanay Irery io”, Nangataka Ny Firotsahan'i Etazonia An-tsehatra Any Mali Ny Ben'ny Tanàna Iray

Espaina: Misampotina Mankany Aminy ny Ataon'ny Governemanta

Sempotry ny « onja » maro loko ny governemanta espaniola : ny “onja maitso” an'ireo mpampianatra, mpianatra sy ray aman-dreny tsy manaiky ny fampihenana ny teti-bola sy ny fanitsiana amin’ny fampianarana, ny « onja mainty” an’ireo mpitsara, mpampanoa lalàna ary mpisolovava izay mandà ny fanovana ny rafi-pitsarana sy ny fandidiana hametrahana fandoavan-tsara amin'ny fampiasana ny lalàna,...

Nandefa Gidro Tany an'Habakabaka i Iran Ary Hafa no Tonga avy Any

Nihaika ny filazan'ny governemanta Iraniana milaza ny fahombiazan'ny fandefasana gidro nankany an'habakabaka sy nitondra azy niverina velona tamin'ny 28 Janoary 2013 ny bilaogera sy ny loharanom-baovao maro. Official images — supposedly depicting the monkey before and after the launch — do not appear to match up, casting further doubt and raising...