Tonga Hatrany Anaty Fandrakofana Ny Disadisa Ny Adin'ny Media Hisarihana Mpihaino Ao Israely
Ity lahatsoratra ity dia ampahany amin'ny fandrakofanay manokana ny Fifandraisana Iraisampirenena & fandriampahalemana.

Zokiolona iray mitetyireo lohateny lehibe ao Tel Aviv, Israely – 2005. Sary avy amin'i Shachar Abiry שחר אבירי tao amin'ny Flickr (CC BY-NC 2.0)
Nisy fiovàna be tokoa ny fampahalalam-baovao Israeliana tato anatin'ny taona vitsy lasa izao. Ny fisongan'ny ara-toekarena dia nampakatra ny fifaninanana eo amin'ireo samy mpamoaka vaovao izay mifampizara ny vola azo avy amin'ny dokambarotra. Na izany aza, satria somary kely ihany ny tsena iasàn'ireo mpamoaka vaovao ireo, dia maro no misedra olana ara-bola goavana. Tafiditra amin'io ny gazety mpiseho isanandro Maariv, izay vao tsy ela izao no namidy taminà mpanonta avy amin'ny elatra havanana. Vokany, marobe amin'ireo mpiasan'ny fanaovana gazety no efa miandry ny mety hahavery ny asan'izy ireo. Zavatra tahaka izay no mety hahazo ireo mpiasan'ny Channel 10 izay hany mpiseho isan'andro tantanan'ny elatra havia Israeliana, Haaretz, izay mizaka fatiantoka mavesatra ihany koa.
Ny olana ara-bola dia manana toerana lehibe tokoa, araka izany, hampikororosy ny fahaleovantenan'ireo mpanangom-baovao, izay mety tsy harisika intsony handray fanamby hiatrehana ny hetahetan'ireo tonian-dahatsoratra na mpitantana an-dry zareo izay, etsy andaniny, tsy maintsy manao tatitra amin'ireo tompon'ny famoaham-baovao. Tanaty lahatsoratra iray tao amin'ny bilaogy The 7th Eye, ny Prof. Gabriel Weimann dia nankahàtra ny fomba fijery hoe nanjary mitongilana be sy misy tendro roa noho ny antony ara-ideolojia ny media Israeliana. Hoy izy manoratra :
מה שמניע מגמה זו בישראל אינו הזדהות אידיאולוגית, אימוץ גלוי ואמיץ של אג'נדה חברתית או מחויבות ארוכת טווח לקו פוליטי. מי שמעצבים תהליך זה בישראל הם שיקולים תחרותיים, עסקיים ויוקרתיים.
…הזדהות עם או יציאה נגד מנהיג פוליטי או מפלגתו אינן בחירות מערכתיות המבוססות על בחינת עמדות והערכות בדבר נכונות הדרך. אלו בחירות המונעת לעתים על-ידי שיקולי תחרות (“אם המתחרה שלי הוא בעד, אז אני נגד”), ולעתים על-ידי רשת סבוכה של קשרים עסקיים, שותפויות בבעלות צולבת של תקשורת ועסקים.
Tsy resaka fijoroana ara-ideolojia no anton'ity fironana ity eto Israely, na fanekena be fahatany sy tamim-pahasahiana programan'asa sosialy iray, na firotsahana mankaminà fijery politika mandritra ny fotoana maharitra. Ny mandrafitra ity dingana ity dia ny fahafaha-mifaninana, ny fijerena ny ara-bola ary ny haja maha-ianao anao.
(…)
Ny fanohanana na fanoherana mpitarika politika iray na ny antokony dia tsy safidy mifototra amin'ny fomba fijery manerantany na fandalinana ijerena ny maha-mety na tsia an'ilay mpitarika. Ireny dia matetika safidy atosiky ny fijery faritan'ny fifaninanana (“Raha manohana azy ny mpifaninana amiko, izaho manohitra”) ary mazàna dia amin'ny alàlan'ny fifandrohizana ara-barotra, sy fifamatopatoran'ireo tomponà famoaham-baovao sy fandraharahàna.
Ny faniriana hitàna betsaka amin'ireo mpijery, mpihaino na mpamaky dia nampakatra ny lanjan'ny fanomezan-daharana sy ny fanirian'ireo famoaham-baovao tsy hitatitra olana izay mety hampidina ny tàhan'ny fanarahana azy. Miezaka ireo media Israeliana ny hanome ho an'ny mpanjohy azy ireo ny zavatra tian'ny fiarahamonina Israeliana ho sainina momba ny firenen-dry zareo: toy ny hoe firenena manaraka maoraly sy matanjaka, izay mihetsika fotsiny ho fiarovany tena. Io no antony iray mahatonga ny fandrakofana ny fifandiran'ny Israeliana-Arabo amin'ny ankapobeny hirona amin'ny fitantaràna ofisialy atolotry ny governemanta Israeliana.
Ny ohatra iray akaiky indrindra amin'io fitanilàna io dia ny fandrakofana ny famonoana ilay Palestiniana Anwar Abdul Hadi Qudaih, 20 taona, tao akaikin'ny sisintany Gaza-Israely. Notifirin'ireo miaramilan'ny IDF i Anwar efa taty aorian'ny fampihàrana ny fampitsaharana ny fifampitifirana teo amin'ny Hamas sy Israely, taorian'ny ‘opération’ Andry ho Fiarovana. Nandray ny filazan'ny IDF ireo media Israeliana fa hoe Anwar sy mpanao hetsi-panoherana 300 hafa dia niezaka ny handingana ny sisintany sy hiditra tany Israely. Lahatsary iray misy ilay tranga no mampiseho fa raha ny marina dia manakaiky ny 30 no isan'ireo mpanao hetsi-panoherana ary tsy teny akaikin'ny fefy manasaraka ny sisintany ry zareo tamin'ny fotoana nitifiran'ny IDF an'i Anwar.
Ilay bilaogera, Ishton, izay nanoratra lahatsoratra amin'ny antsipirihany mikasika ity tsy fitoviam-pijery eo amin'ny fandrakofam-baovao Israeliana sy ny tena zava-misy ity, dia nanamafy hoe:
זה לא רק צה”ל שמפעיל כוח בלתי סביר בעליל, אלא גם התקשורת. ומה נותר לנו? לחפש באתרי חדשות מהעולם את האמת? לכתוב פוסט שיקרא על ידי אלפים בודדים ויותיר מיליונים חשופים לאש החיה של התסלופת הישראלית? כמו עם הפלסטינים, כמו עם אנואר, זה פשוט לא כוחות. כנגד סרטוני יוטיוב ופוסטים בשולי השוליים, עומדת התקשורת ומפגיזה את הקורא – אם בידיעות מעוותות ואם בחוסר ידיעות על האמת… אתם, העיתונאים והעורכים, החתומים על הכתבות הללו, מרגישים בנוח בגלימה השחורה, שאיש לא התיר לכם ללבוש. אתם חורצים את דינם של אנשים, שלא נותר להם בית משפט אחר מלבד התקשורת (כי בתי המשפט שלנו לא יקשיבו להם). ובמחיקתם וסילופם, בכך שאתם “רק עושים את תפקידכם” כשופרי דובר צה”ל, אתם אינכם מדווחים את המצב, אלא מייצרים ומנציחים אותו.
Tsy ny IDF monja irery ihany no mampiasa herisetra tafahoatra, fa ny media ihany koa. Inona ary sisa no tokony hataontsika? Hikaroka ireo tranonkalam-baovao iraisam-pirenena mba hahitàna ny marina ve? Hanoratra lahatsoratra iray izay hovakian'olona an'arivony vitsy monja nefa hamela ny an-tapitrisa ho voasasa atidoha amin'ny fampielezan-kevitra Israeliana? Toy ny [disadisa Israeliana] miaraka amin'ny Palestiniana, tsy mitovy ny hery. Manohitra ireo lahatsary YouTube sy ireo lahatsoratra ivelan'ny sehatra, dia mijoro ny media, izay manao fafy kantrana amin'ny vaovao diso ho an'ny mpamaky, na tsy mitatitra tsotra izao ny zava-misy marina… Ianareo, mpanao gazety na tonian-dahatsoratra, izay tomponandraikitra amin'ireny tatitra ireny, dia mahatsiaro ho mahazo aina ery ao anatin'ny rebareba mainty [maha-mpitsara] anareo, izay tsy nisy namela anareo hitafy izany akory. Ianareo no manao ny mafana sy ny mangatsiaka amin'ny fiainan'ny olona izay tsy manana fitsaràna hianteherana intsony afa-tsy ny media (satria tsy te-hihaino azy ireo ny fitsarantsika). Tsy mitatitra ny toe-draharaha misy ianareo rehefa disoinareo ny marina na foananareo mihitsy, rehefa hoe “manao ny asanareo fotsiny ianareo” amin'ny maha-mpitondra tenin'ny IDF anareo, fa mamorona sy manao izay haharetan'izany mandrakizay…..
Il n'y a pas que l'Armée israélienne qui emploie une force excessive, les médias aussi. Que nous faut-il donc faire ? Faire une recherche sur les sites d'informations internationaux pour connaître la vérité ? Ecrire un billet de blog qui sera lu par quelques milliers mais laissera des millions de personnes en proie à la propagande israélienne ? Tout comme dans le conflit [entre Israël et] la Palestine, on ne se bat pas à armes égales. Contre des vidéos sur YouTube et des billets de blogs marginaux, s'élèvent les médias, qui bombardent le lecteur de fausses informations ou se contentent de ne pas exposer la vérité… Vous, les journalistes et les éditeurs, qui êtes responsables de ces reportages, vous vous sentez à l'aise dans vos robes noires [de juges], que personne ne vous a autorisés à porter. Vous décidez du destin de gens qui n'ont plus de recours qu'auprès des médias (car la Justice ne veut pas les entendre). Quand vous déformez la vérité ou que vous l'effacez, quand vous ne “faites que votre travail” en tant que porte-paroles de l'armée, vous ne rapportez pas la situation, vous la créez et vous la perpétuez.
Mitombo hatrany hatrany, ireo olon-tsotra mpampahalala vaovao sy bilaogera mameno ny banga amin'ny fandrakofam-baovao navelan'ireo media Israeliana mahazatra. Ireo bilaogera toa an-dry Ishton, Idan Landau, Yossi Gurvitz, Haggai Mattar, Noam Rotem, ary Yair Kaldor dia mandrakotra sy mitondra fanehoankevitra amin'ireo olana izay mazàna no tsinontsinoavin'ny media Israeliana mahazatra.
Ity lahatsoratra ity sy ny dikanteniny amin'ny teny Espaniola, Arabo ary Frantsay dia nangatahan'ny International Security Network (ISN) ao anatin'ny fiaraha-miasa hikatsahana ny feon'ireo olon-tsotra momba ny fifandraisana iraisam-pirnena sy ny fandriampahalemana manerana ny tany. Lahatsoratra navoaka voalohany tao amin'ny bilaogin'ny ISN, jereo ato ireo lahatsoratra mitovitovy aminy.
Sokajy

Atombohy ny resaka
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 9 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...