Mpiasa An-Trano Malagasy Naolana sy Nampijaliana Tany Libanona

Marie, 14, was forced to move to Lebanon by her aunt to become a maid. Once there, she was regularly raped by her employer. When he realized she was pregnant, he threw her out the house. After giving birth alone, she threw her baby from the 8th floor of a building.

Noteren'ny nenitoany hifindra ho any Libanona hiasa an-trano i Marie, 14 taona. Rehefa tonga tany izy dia zary fahazarana ny nanolanan'ny mpampiasa azy. Rehefa fantany fa bevohoka izy dia noroahiny. Rehefa niteraka irery izy, dia natsipiny avy eny amin'ny rihana fahavalon'ny fanorenana avo ny zaza.

Nanao fanadihadiana [fr] ny mahazo ny zazavavy malagasy nifindra ho any Libanona handositra ny krizy ara-tsosialy eto Madagasikara i Assanatou Baldé. Nangonina tao amin'ny tati-baovao ny fijoroana vavolombelona hafa milaza fampijaliana ny fanararaotana ara-batana, ka ao anatin'izany ny ompa tsy mitsahatra, fanomezana asa tafahoatra ary ny fanerena hanao firaisana amin'ny biby.

1 hevitra

  • Zanak'i Dada

    Efa malaza hatraiza hatraiza ny fampijaliana, fanararaotana ireo vhivavy miasa any Liban, iharan’izany avokoa ireo vehivavy samy hafa firenena ka miasa amin’io toerana io, manoloana izany anefa toa tsy mba misy fanazavana na fialan-tsiny kly akory ataon’ireo ambasadaoro ampiasain’izy ireo.
    Ohatra, nandeha gazety, nivoiziny taùmin’ny haino aman_jery rehetra teto Madagasikara ny fiveren’ireo tovovavy niasa tany Liban, tamin’ny andron’i Min Nadine RAMAROSON, kanefa nanoloana izany, dia moana tsy nahitana na dia teny indraim-bava aza ny Ambasadaoro Liban monona sy miasa eto Dago fa manabe fitombenana ao Ankorahotra ao fotsiny!!

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.