Tantara tamin'ny 09 Desambra 2012
Ady Amin'ny Fanondranana Olona Ao Etazonia
[Amin'ny teny anglisy avokoa ny rohy rehetra] Noho izy anisan'ny hetsika nasionaly “Miaraka isika Rehetra“, izay najoron'ny National Domestic Workers Alliance (Firaisankinan'ny Mpiasa An-trano Manerana ny Firenena), sy ny Dinika Nasionalin'ny...
Sombim-baovao (Memes) Shinoa 10 Malaza Indrindra Tamin'ny Aterineto 2012
Amin'ireo mpisera Weibo (Twitter Shinoa) maherin'ny 400 tapitrisa, nanjary loharanom-baovao lehibe ho an'ny olona mikaro-baovao mikasika izay zava-mitranga ao Shina ny fampahalalam-baovao sosialy Shinoa. Satria efa hifarana ny taona, nifantina memes...
Espaina: Famindram-po Azon'ireo Polisy Voaheloka Noho ny Fampijaliana Olona
Ny tranga faran'izay akaiky indrindra momba ny andianà polisy iray voaheloka tamin'ny fampijaliana teratany Romana irey dia niteraka hasosorana sy fanekena fa nadritra nytaona maro ny famindram-po, izay noheverina ho fitaovana rafitra iray natao hisian'ny fitsaràna mitsinjo ny maha-olona, dia nampiasàn'ny governemanta mba hamafàna ny helok'ireo mpandika lalàna mifandray akaiky amin'ny fitondràna .