Namonjy ny biraom-pifidianana ny Ghaneana ny andron'ny 7 Desambra 2012, hifidy filoha sy parlemanta vaovao. Ireo tena mpifaninana lehibe hofidiana ho filoha moa dia ny filoha ankehitriny John Dramani Mahama misolo ten ny antoko mitondra ny National Democratic Congress (NDC = Kongresy Demokratika Nasionaly) sy Nana Akufo-Addo avy amin'ny mpanohitra avy ao amin'ny New Patriotic Party (NPP = Antoko Tia Tanindrazana Vaovao). Mitodika any amin'ny fanapaha-keviny amin'ny hoavin'ny firenena afrikana mitombina ara-politika indrindra amin'ny alalan'ny voka-pifidianana ny tany manontolo. Saingy mampahatsiahy antsika i @ayittey:
@ayittey: @IDEGGhana Remember Josef Stalin; “It is not those who vote that count (matter) but rather those who count the votes”

Ghanaian voters waiting to cast their ballots at Trobu in the Greater Accra Constituency. Photo courtesy of Linda Anaan (used with permission).
@IDEGGhana Mampahatsiahy an'i Josef Stalin: “Tsy ireo mifidy no mikaonty fa ireo manisa vato”
Amin'ny ankapobeny raha araka ny tatitra avy ny eny amin'ny toera-pifidianana dia nizotra nilamina ny fifidianana. Saingy nisy ihany koa ny siokan'ny tatitra fividianam-bato, rotaka, fanemorana, fitokonana ary tsy fisian'ny vatam-pifidianana. Eto ambany ny fehin'ny sioka mifandraika amin'ny fifidianana eo hita tamin'ny fijerena ny tenifototra #ghanaelections.
Fanemorana:
@omgGhanaDotCom: gbogba ascension SDA polling station not voting… No election material since mornin. 3 nd half hours more. #GhanaElections #GhanaDecides
Biraom-pifidianana SDA gbogba tsy mifidy… tsy misy fitaovana ifidianana hatry ny maraina. Adiny telo sy tapany mihoatra.
@ghanaelections: voters at the Star of the East school worried as ballot boxes are still not in #Ghanaelections @metrotvGhana
manahy ny mpifidy ao amin'ny Kintan'ny East school fa tsy mbola ao ny vata-pifidianana.
@MissOye_K: Chaos at Ablekuma North constituency. Voting has been halted. #GhanaDecides #Ghanaelections
Korontana ao amin'ny fari-pifidianana Ablekuma avaratra. Natsahatra ny fifidianana.
@AngeloBenj: Snatching of #BallotBoxes here and there… Manhyia, Kentinkrono, Ablekuma, What Could account for this early Strike? #GhanaElections
Fakana an-keriny ny vatam-pifidianana etsy sy eroa… Manhyia, Kentinkrono, Ablekuma, Inona no mety horaisina amin'ity fitokonana mialoha ny fotoana ity?
@Nii_logologi: Vote selling is booming business is booming #ghanaelections #ghanadecides
miroborobo ny fividianam-bato miroborobo ny bizina
@bigxghdotcom: The citizens of Nkwanta South in the Volta Region says they are not voting for lack of dev. in the area. #Ghanaelections
Nilaza tsy nifidy ny olom-pirenena any Nkwanta Atsimo any amin'ny faritra Volta noho ny tsy fahampian'ny [fampandrosoana] any amin'ny faritra.
@omgGhanaDotCom: A tear gas shot at the Ablekuma North Constituency to deter people from creating confusion #Ghanaelections #GhanaDecides
Nisy baomba nandatsa-dranomaso nipoaka tany amin'ny fari-pifidianana Ablekuma Avaratra hampihemotra ny olona tsy hanakorontana
Filaharana lava dia lava:
@ghanaelections: Queuing begun as early as 10pm in parts of Kumasi with neighbourhood watch dog teams protecting people #ghanaelections
Nanomboka aloha dia aloha tahaka ny tamin'ny folo ora alina ny filaharana tany amin'ny faritra maro any Kumasi izay ahitana ny ekipa mpiambina miaro ny vahoaka eo amin'ny manodidina
@MsAbenaAnnan: Queues started as early as 7pm yesterday @ Tip Toe Lane Accra 2 vote.Pple used stones 2 mark their spot & slept @ voting stations. #ghana
Nanomboka nisy ny filaharana hatry ny omaly tamin'ny fito ora hariva tao amin'ny @ Tip Toe Lane Accra hifidianana. Mampiasa vato ny olona hanamarihana ny filaharany ary matory eo amin'ny biraom-pifidianana.
@MacJordan: People been queuing since 3am at polling stations, marking their spots with stones an gallons. Everyone want to vote early. #GhanaDecides
Nanomboka nilahatra hatramin'ny telo ora maraina teo amin'ny biraom-pifidianana ny olona, manamarika ny toerana misy azy amin'ny vato sy siny. Te-hifidy mialoha ny rehetra.
@BMarshall601: Finally voted after waiting 5 hours!#GhanaElections http://instagr.am/p/S791H9qWY3/
Avy nifidy ihany rehefa niandry 5 ora!
Saingy, raha ny voalazan'i @Nii_logologi, haingana kokoa ny fifidianana tany Tema:
@Nii_logologi: #ghanadecides #ghanaelections RT @mey3_ewuraba: took me less than 5mins…. No place lyk Tema
Latsaky ny dimy minitra dia vitako… tsy misy toerana tahaka an'i Tema
Fisamborana:
@ghanaelections: the unthinkable happened-EC officer arrested for failing to stamp ballot papers – Ashanti region #ghanaelections @VOAAfrica @joyonlineghana
Nitranga ny tsy noeritreretina mihitsy – Vaomieran'ny Fifidianana nosamborina noho ny tsy nametrahany fitomboka ny vatom-pifidianana tany amin'ny faritra Ashanti
@bigxghdotcom: Arrested DCE in Walewale released. Police now claim he was going to repair the machines… #GhanaDecides #GhanaElections
Noafahana ilay mpikambana vaomieram-pifidianana. Nilaza ny polisy fa ho amboariny ny milina simba…
@ghanaelections: Ayigya EC polling officer arrested for not stamping over 200 ballots cast! #ghanaelections
mpikamban'ny vaomieran'ny fifidianana nosamborina noho ny tsy nametrahany fitomboka ny vatom-pifidianana 200
#Ghanaelections: Double registrant arrested for attempting to vote in the Tarkwa-Nsuaem constituency http://ow.ly/fUd2t
Nisoratra anarana in-droa voasambotra raha nikaza ny hifidy tany amin'ny fari-pifidianana Tarkwa-Nsuaem
Farany, araho ny @Africanelection sy ny @ghanaelection ao amin'ny Facebook, whatsapp sy ny BBM raha hizara sary sy tantaran'ny fifidianana:
@Africanelection: send images of the elections and chat with us about #ghanaelections on whatsapp 0241995737, 0202841029 & 0244838097
Alefaso ny sarin'ny fifidianana ary andao hikarajia aminay momba ny fifidianana eto Ghana ao amin'ny whatsapp 0241995737, 0202841029 & 0244838097
@ghanaelection: we are also on facebook, you can like our page too http://ow.ly/fUdzp #Ghanaelections, join us on whatsapp and BBM 28F11BFF +23341995737
Ao amin'ny facebook ihany koa izahay, azonao atao ny manindry “tia” ao amin'ny pejinay ihany koa. Miaraha aminay ao amin'ny whatsapp sy ny BBM 28F11BFF +23341995737