Mandalo vanim-potoana ara-politika tsy ahatsinjovana ny ho avy i Maoritania hatramin'ny nandefasana ny filoha Mohamed Ould Abdel Aziz hotsaboina any Paris rehefa naratran'ny tifi-bala izy tamin'ny 13 oktobra 2012. Mifandamina ny ao Maoritania mandra-piveriny saingy maro ny Maoritaniana no manontany tena amin'ny anjara andraikitr'i Frantsa amin'ny toe-draharaha ankehitriny.
Fihetsika nisabakabaka nataon'i Frantsa tamin'ny 2008
Tamin'ny 2008, nisy fanonganam-panjakana nanala ny filoha Sidi Ould Cheikh Abdallahi ary nandray ny fahefana i Mohamed Ould Abdel Aziz. Vincent Hugueux nanazava fa nampiseho fihetsika farafahakeliny mampiroanahana tamin'ity fanonganam-panjakana ity i Frantsa :
Très vite, la ligne du fait accompli, qu'incarne le secrétaire général de l'Elysée, Claude Guéant, muselle les “légalistes”, partisans de fermes sanctions et du retrait d'Aziz, à défaut d'un retour au statu quo ante que nul ne souhaite vraiment. Pour preuve, la galéjade de Nicolas Sarkozy, qui, le 27 mars, ose prétendre que le pronunciamiento n'aurait suscité aucun désaveu au pays [..] Dès lors, le clan Guéant ne lâchera plus son poulain galonné. Certes, il dissuade celui-ci d'opter pour le passage en force, préconisé par le Libyen Muammar Kadhafi: un simulacre de scrutin, bricolé à la hâte dès le 6 juin.
Mpanao gazety Maoritaniana sady blaogera Dr Elycheikh Bah Ahhmedtolba manazava, fa hatramin'izao, dia mbola manana anjara toerana lehibe eo amin'ny fiainana politika any Maoritania ihany i Frantsa:
The question of French-dependency exists since the advent of colonization and reached its peak during the so-presumed “independence”, since then there has been a generation living on its rewards. [..] It is our duty as the young generation to, at least, discuss and share ideas about the doubtful positioning of the “Old Political Guardians” within the French negotiation with the military junta about the possibilities of keeping the disappeared Aziz on the top of the state or to push forward another accomplice for the looming war in Northern Mali
Ny hetsika 25 febroary sy ny fanentanana “Tsy ilaina ny Fanaraha-maso [Fibaikoana]”
Nanangana ny Hetsika 25 Febroary ny tanora Maoritaniana ho fanoherana ny fitondrana miaramila mifanesy. Manazava i Ahmed Jedou [fr] amin'ny antony mahatezitra ity hetsika ity amin'ny lazain-dry zareo ho fanaraha-mason'i Frantsa:
Nous, Mouvement du 25 février, considérant la régularité de l’ingérence française dans les affaires intérieures mauritaniennes et ses conséquences, particulièrement dans le contexte que vit le pays aujourd’hui, annonçons le lancement d’une campagne de sensibilisation contre la tutelle étrangère. A travers cette campagne, nous voulons faire parvenir aux autorités et à l’opinion publique françaises, les messages suivants : – La détermination de la jeunesse mauritanienne à combattre la dictature de fils du pays et, a fortiori, la tutelle étrangère [..] l’Histoire retiendra ceux qui se seront rangés du côté des aspirations légitimes des peuples et ceux qui se seront ligués contre eux en soutenant les régimes dictatoriaux
Le mouvement dit aspirer «malgré le passé colonial, à des relations de confiances avec la France basées sur un partenariat qui sauvegarde les intérêts des deux peuples. Il se dit satisfait de l’annonce de François Hollande à Dakar de la fin de l’ère France-Afrique qui a fait souffert la Mauritanie et contribué à la réussite du coup d’Etat de 2008 du général Mohamed Ould Abdel Aziz.
Tao amin'ny twitter, nofidian'ny fanentanana hampalaza azy ny tenifototra #NonAlaTutelle [Tsy mila fibaikoana]. Maro ny olona nanohina tao amin'ny twitter tamin'ny resaka vao haingana nifanaovan'ny filoha frantsay Francois Hollande sy ny filoha Aziz tamin'ny 20 Novambra:
“@Sidimedlemin: l'audience aujourd'hui entre Hollande et Aziz montre que nous somme toujours sous la tutelle #NonALaTutelle #France #Mauritanie @Elysee“
Nisy fihetsiketseham-panoherana ny Fibaikoana Frantsay notontosaina tamin'ny 21 Novambra 2012, tao Nouakchott, Maoritania, narakitry ny mpisera YouTube jnsrfd [ar]:
Hita taratra ho noarahabain'ny vahoaka maro ihany koa ny fiverenan'ny filoha Aziz tao Maoritania tamin'ny 24 Novambra. Namoaka lahatsary tamin'ny fahatongavan'ny filoha tao amin'ny seranam-piaramanidin'i Nouakchott, Maoritania, ny mpisera YouTube CricemClaude [ar]:
Araka ny nolazain'ny AFP hita ao amin'ny vohikalam-baovao romandie.com [fr]:
Des dizaines de milliers de personnes l'ont ovationné le long des trois kilomètres séparant l'aéroport du palais présidentiel.