
Lalamben'ny Baobab akaikin'i Morondava, Madagasikara nopihan'i Gavinevans hita Wikipedia CC license-BY-2.0. 99 Nolazaina fa may ireo Baobab (jereo ny sary manaraka)
Nitatitra ny ONG Fanamby fa Hazo Baobab 99 vao nambolena no main’ [fr] ny afo tsy voafehy tamin'ny asabotsy lasa teo. Ny Allée de Baobab no iray amin'ny toerana eto Madagasikara be mpitsidika indrindra sy efa nalahatra ho rehareham-pirenena.
2 hevitra
Fanampiny avy amin’ny mpandika lahatsoratra: Fanontaniana ho antsika Malagasy mba ilaiko valiny: Inona ny anaran’ny The Avenue of the Baobabs na ny Allées de Baobab? Nieritreritra aho fa na tsy nahatsikaritra na mety ho tsy noraharahiantsika omena anarana ny zavatra eto amintsika?