Afrika: Fihazana Tsy Ara-dalàna Ireo Elefanta ao Mozambika

Nitantara momba ny fihazana tsy ara-dalàna ireo elefanta ao amin'ny valan-javaboaharin'i Mareja [anglisy], ao Cabo Delgado, avaratr'i Mozambika ny lahatsoratra nivoaka tao amin'ny gazety @Verdade. Araka ny voalaza ao amin'ny lahatsoratra, andiana mpihaza an-tsokosoko miaraka amin'ny «fitaovam-piadiana arifomba» no « mamono ireo elefanta» ary «maka ampahany goavambe amin'izany» : Isan-kerinandro, biby roa farafahakeliny no vonoina, mba … Continue reading Afrika: Fihazana Tsy Ara-dalàna Ireo Elefanta ao Mozambika