i Öcalan Ve No Fanalahidin'ny Fifampiraharahàna Amin'i Tiorkia?
67 andro izao, gadra Kiorda an-jatony no nitokona tsy mety hisakafo any Tiorkia. Ary satria miharatsy ny fahasalaman-dry zareo, dia nanandratra ny masony ireo mpanao politika maneran-tany. Nisy hetsika maro ho fanehoana firaisankina nitranga tany Eoropa, ary fitokonana tsy hisakafo nadritra ny ora 24 nataon'ireo Kiorda mpanao politika, mba ho fanohanana ireo efa mitokona tsy hihinan-kanina rahateo. Nangatahan-dry zareo ny hampitsaharana ny fanokana-monina ny mpikambana iray mpanorina ny Antokon'ny Mpiasa any Kiordistana (PKK), Abdullah Öcalan, sy hamelàna ny fampiasàna ny teny Kiorda eny amin'ny toerana natao ho an'ny daholobe tsy asiana fanavakavahana. Tsy nisy tamin'ireny fangatahana ireny nahitana valiny, saingy hagagàna fa nisy fanambaràna iray avy amin'i Öcalan, izay niantsoany fampiatoana ny fitokonana tsy hihinan-kanina araka ny nambaran'ny rahalahiny Mehmet Öcalan.
Tsy nanova ny fihenjanan'nytadin-dokanga teo amin'ny fanjakana Kiorda sy Tiorka ilay antso fampiatoana fitokonana tsy hisakafo. Efa miala any sahady ny fihetsiketsehana tany amin'ny tanàna Kiorda iray, ao Diyarbakir. Namaly bontana ny polisy (toy ny efa mahazatra) nitifitra entona mandatsa-dranomaso avy any amin'ny APCs.
Ivan Watson avy amin'ny CNN dia manasongadina ny fihenjanana ao Diyarbakir tao anatin'ny tatitra farany avy aminy eto, ka ao no itanisàny ireo Kiorda maro manana ny toerany ao amin'ny vondrom-piarahamonina ao Diyarbakir.
Ireo polisy namakivaky an'i Diyarbakir dia nitatatata tamin'ny fanamafisam-peo nandritra ireo fihetsiketsehana, nilaza fa nanao fanambaràna fampitsaharana ny fotokonana tsy hihinan-kanina i Öcalan. Be no nandray azy io hoe mbola manana ny lanjany amin'ny fanahàna ny olan'ny Kiorda amin'i Tiorkia i Öcalan.
Ireo mpitarika Kiorda sasany, toa an'i Jalal Talabani sy Massoud Barzani, dia efa niteny fa hitàna toerana fototra amin'ny fifampiraharahana eo amin'ny mpihoko Kiorda sy ny fanjakana Tiorka i Öcalan. Na eo aza io, natoka-monina tanteaka i Öcalan, ary vao haingana ireo mpisolovava azy no tsy navela akory hitsidika azy. Na dia maro aza ny olona no tsy dia niraharaha ny fanakianan'i Öcalan, dia zava-dehibe ny hanipihana fa ny vanim-potoana namoahan'i Öcalan ireny fanambaràna ireny dia mijanona no misitery, ary raha itarna lavitra dia tonga hatramin'ny maha-mpitarika an'i Öcalan ny fanontaniana. Natao hanamaivanana ny tsindry politika mahazo an'i Tiorkia ve ny fanambaràny na dia tsy nisy nivaly mihitsy aza ireo fangatahana, na mino ve izy fa tsy tokony ho nosavihan'ireo gadra noho ny resaka politika ve ny fitokoana tsy hihinan-kanina.
Zeynep Erdim mibitsika hoe:
@zeynep_erdim: Natrehi-maso ao #Diyarbakir #Amed miteny fa fiaran'ny polisy no manambara fa “Ocalan dia nangataka ny hampiatana ny #FitokonanaKiordaTsyHihinankaniana #KurdishHungerStrike,” no sady manao fisafoana. Tsy mampino loatra!
Tsy ny rehetra no mijery ilay fanambaràna ho toy ny zavatra mety, sady tsy resy lahatra ry zareo satria na iray aza tamin'ireo fitakiana dia tsy mbola nisy nahitana valiny, ary izany dia mahatonga fanontaniana maro mikasika an'i Öcalan sy ny antony tsy nangatahany tamin'ireo mpanao politika ireo tsy hanohy ny fitokonan-dry zareo tsy hisakafo dieny tany ampiandohana fony ry zareo nanomboka. Mety efa tsy ho azo iverenana intsony ny fahavoazana nateraky ny fitokonana tsy hihinan-kanina ho an'ireo mpanao politika anjatony nitokona tsy hihinan-kanina.
Lawen Azad manontany hoe :
@LawenAzad: Ahoana izany? Tsy misy na iry aza fitakiana nahazoana valiny raha ny fahalalantsika azy. Natao inona fotsiny izany ireo andro 67 nanaovana fitokonana tsy hihinan-kanina?
Ny hafa indray mahita ilay fangatahana hanatsaharana ny fitokonana tsy hihinan-kanina ho toy ny zavatra tsara, saingy zavatra iray no azo antoka, mizarazara be ny hevitry ny vondrom-piarahamonina anaty aterineto ny ny fanehoan-kevitra mikasika ny vaovao misy ankehitriny.
Kamal Chomani manoratra hoe:
@KamalChomani: Tokony hotohanana ny antson'i Ocalan ho fampitsaharana ny fitokonana tsy hihinan-kanina. Nahoana no hisy olona ho faty rehefa tsy miraharaha akory i Erdogan? mitohy ny tolona, izay no zava-dehibe.
Ary Heballo manamarika hoe :
@Hevallo: Fantatr'ireo mpitokona tsy hihinan-kanina fa mety hiteny hampiato izany i Ocalan ary dia nanery ny fanjakana ry zareo hanaporofo ny lanjany manoloana ilay hetsika!
Sokajy

Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...