Ny Valan-javaboarin'i Tsingin'i Bemaraha [2] nalahatry ny UNESCO ho Toerana Lovan'izao tontolo izao noho ny fananany endri-tany tsy manam-paharoa, nahatahiry ireo ala an-tany mando, sy vorona mbamin'ny gidro (lemur). Ny mponina Sakalava izay miaina any amin'ny faritr'i Bemaraha dia manana kolontsaina manasongadina ny fiarovana ny tontolo iainana [3] [fr].
An-Tampon'ny Alam-Baton'i Bemaraha Eto Madagasikara
· Mpanoratra Lova Rakotomalala Nandika Andriamifidisoa Zo
Sokajy: Afrika Mainty, Madagasikara, Mediam-bahoaka, Saripika, Siansa, Teratany, Tontolo_iainana, Tsidika