Ny Valan-javaboarin'i Tsingin'i Bemaraha nalahatry ny UNESCO ho Toerana Lovan'izao tontolo izao noho ny fananany endri-tany tsy manam-paharoa, nahatahiry ireo ala an-tany mando, sy vorona mbamin'ny gidro (lemur). Ny mponina Sakalava izay miaina any amin'ny faritr'i Bemaraha dia manana kolontsaina manasongadina ny fiarovana ny tontolo iainana [fr].