Tantara tamin'ny 13 Novambra 2012
“Latinitas,” Mampavitrika Ny Tanora Latina Amin'ny Fampiasana Teknolojia
Soa fa tsy nifarana hatreo ny hevitra tsara rehetra noresahana tany an-dakilasy. Tamin'ny taona 2002, nanomboka namorona gazetiboky mifantoka amin'ny traikefa ananan'ny tanora Latina i Laura Donnelly sy Alicia Rascó...
Espaina: Nandefa Lahatsary Mampiady Hevitra ny Antokon'ny Fampiraisam-Pirenena Katalana
Handeha handatsa-bato ny Katalana amin'ny 25 Novambra 2012 hoavy izao, izay fifidianana naroso alohan'ny fotoana. Taorian'ny 11 Septambra nisian'ny famoriam-bahoaka mpitaky ny fahaleovantena tao Barcelona, izay olona maherin'ny iray tapitrisa no...
Ginea-Bisao: Fahadisoam-panantenana Sy Tsy Fitokisan'ny Mponina Manoloana Ny Korontana
Tamin'ny 21 Oktobra 21, loza mahatsiravina no niseho tao amin'ny tobin-tafika an-habakabaka ao ivelan'i Bisao, renivohitry ny firenena kely Afrikanina-Andrefana ao Ginea-Bisao. Olona enina no fantatra fa namoy ny ainy,...
Ny Hevitry Ny Rosiana Manoloana Ny Fahalanian'i Obama Ho Filoham-pirenena Indray

Nifarana ihany ny fifidianana filoham-pirenena Amerikana, hiatrika fe-potoam-piasana faharoa amin'ny maha-filohan'i Etazonia azy i Barack Obama. Hatramin'ny fampielezan-keviny voalohany tamin'ny taona 2008, ilay profesora demokraty ao Stanford no mpanolotsaina voalohany an'i...
Vahaolana Ara-dalàna Ho An'ny Fitsaràm-bahoaka Any Nizeria?
Tamin'ny 5 Oktobra 2012, mpianatra efatra avy tao amin'ny Anjerimanontolon'ny Port Harcourt any Nizeria no nodarohana ary nodorana velona noho izy ireo voalaza fa nangalatra finday blackberry sy solosaina filanja. Ny herisetra nahafaty ireo mpianatra ireo dia niteraka adihevitra sy fihetsiketsehana tamin'ny aterineto mba hanoherana ny fitsaràm-bahoaka any Nizeria.
Nampijaliana ho Faty Ilay Bilaogera Iraniana Sattar Beheshti
Nanangana tadio an-tserasera [fa] goavana ny mpiserasera Iraniana taorian'ny nandrenesana ny vaovao nahafatesana bilaogera iray tao amin'ny toera-pamotorana nivoaka voalohany [fa] tany amin'ny Habaky ny mpanohitra. Araka ny tafatafa nifanaovana tamin'ny fianakavian'i Sattar Beheshti...
Miaro Ny Aterineto Misokatra : Miray Hina Ireo Mafana Fon'ny Aterineto

Mandrindra ny fisoloana vava ho amin'ilay valan-dresaky ny International Telecommunication Union atao tsy ho ela ireo mpampiasa aterineto eran-tany, izay hanapahan-ireo mpikambana ao amin'ny fanjakana hevitra na tokony handrakotra ireo olana mikasika ny politikan'ny Aterineto—ireo antontan-taratasy mikasika ireo fifanekena izay tafavoaka aty ivelany, isan'izany ireo soso-kevitra amin'ny fampanarahan-dalàna eran-tany izay mety hametraka fetrany amin'ny tsiambarantelo anaty aterineto, ny fahalalahana miteny, ny fahahafahana hahazo fampahalalam-baovao sy ny ny fampiasàna ny ICT eran-tany— ny ITU. Fantaro ny fomba ahafahanao mandray anjara anatin'io ezaka io.
Repoblika Dominikana : Mpianatra Iray Namoy ny Ainy Nandritra Ny Fihetsiketsehana
Hetsika samihafa ho fanoherana ny volavolan-dalàna no nokarakaraina [es] Tamin'ny fandrenesana ny fanitsiana ny hetra napetraka tao amin'ny Kongresy Nasionaly, izay niteraka tsy fahafaliana goavana teo amin'ny fiarahamonim-pirenena. Natomboka tamin'ny 4 Oktobra ny hetsika...
Rosia: Manintona Ireo Mpandray Anjara Any Amin'ny Faritra Ny Valan-dresaka Mikasika Ny Fitorahana Bilaogy

Nifamory tany amin'ilay valan-dresaka izay nokarakarainà masoivoho fanaovan-gazetim-panjakana tao Môskoa ireo mpitoraka bilaogy avy any amin'ny faritra,. Fanokafana nikendrena ny media vaovao fotsiny ve izany, sa ezaka hampiharana ny fanaraha-maso ny aterineto?