Tantara tamin'ny 12 Novambra 2012
Fankalazana Ny Andron'i Malala Sy Fanangonan-Tsonia An'Arivony Hahazoany Loka Nobel
15 taona i Malala Yousafzai notifirin'ny mpikambana ao amin'ny TTP tamin'ny 9 Oktobra 2012, izay mihasitrana tsikelikely. Ny 10 Novambra 2012, nankalaza an'i Malala ho toy ny jirobe ho an'ny zazavavy 32 tapitrisa tsy afaka mankany an-tsekoly ny olona manerana izao tontolo izao.
Gresy: Mpanao Gazetin'ny Fahitalavi-Bahoaka Voaroaka Taorian'ny Fanakianan'izy ireo Minisitra
Noroahin'ny Fahitalavi-panjakana Grika (ERT) ny mpanao gazety anakiroa, i Kostas Arvanitis sy i Marilena Katsimi, tamin'ny 29 Oktobra 2012, taorian'ny nandalinany ny tsikeran'ny gazety Britanika The Guardian mikasika ny herisetra nataon'ny polisy Grika tamin'ny mpanao fihetsiketsehana anti-fasista tany...
Sary Feno Herisetra Aseho Ilazàna Fa Ilaina ny Lalàna Miaro ny Ankizy
Nanjary nalaza tamin'ny aterineto avy hatrany ilay sary mampiseho vehivavy mpampianatra zaza madinika, izay sady mitsiky no manainga ilay ankizy amin'ny sofiny izay midradradra mitomany mafy, taorian'ny fandraketana ny sary...
Rosia: Manao Faminaniana Momba ny Vaomieram-Pandrindrana Ny Fifidianana
Araka ny efa fantatr'ireo mpamaky ny RuNet Echo, tamin'ny [volana lasa teo] no nifidianana ny Vaomiera Mpandrindra, ary efa tafavory tamin'ny alalan'ny pejy Facebook ireo mpikambana ary niampy fihaonana mivantana...
Fitsarana Saodiana: “Afaka Manao Izay Tiany Atao ny Mpanapaka”
Androany vao maraina no notontosaina ny fotoam-pitsarana fahadimy mikasika ny raharaha mahavoarohirohy ireo mpiaro ny zon'olombelona Mohammad Al-Qahtani sy Abdullah Al-Hamid. Nisisika ny mpitsara tamin'ny fotoam-pitsarana farany teo fa tsy azon'ny olona atrehina ny...