Tantara tamin'ny 11 Novambra 2012
Sarina Tanàna Haolo Jiosy Yemenita
Bilaogera Yemenita Rooj Alwazir (@Rooj129) nizara sary mahavariana nandritra ny fivahiniany tao amin'ny tanàna haolo Jiosy, Beit Baws, izay miorina ambonin'ny tendrombohitra vatolampy, 15 minitra miala ao Sanaa. Tamin'ny diaporama, Alwazir nampiseho...
Inona Ny Anjara Asan'ny Tafika Eto Afrika ?
Matetika ny Tafika no nitana anjara toerana nampiova zavatra saingy manalasala teo amin'ny fiainana politika teto Afrika. tanelanelan'ny taona 1950 sy 2000, 53 ny firenena afrikana nizaka fanonganam-panjakana 85 izay tonga tamin'ny fiovan'ny...
Fanairana tao Goatemala Taorian'ilay Horohorontany Maridrefy 7.4
Vaovao farany (7 Novambra 2012): Nanambara ny tati-baovao farany fa fara-fahakeliny olona 39 [es] no namoy ny ainy noho ny horohorontany izay namely an'i Goatemala androany vao maraimbe. Olona 155 hafa kosa no...
Iran: Famoretana Ireo Bilaogera Iraniana
Miatrika famoretana mamaivay indray ny bilaogera Iraniana, efa maro tamin'ireo bilaogera no niditra am-ponja, ary tamina trangan-javatra miavaka, novonoin'ireo mpitandro ny filaminana ny vadina bilaogera iray. Toa hita fa mitombo...