Barack Obama Voafidy Indray sy Nahazo Vato Be Avy Tamin'ny Mpifidy Latino
Taoriana ny hazakazaka henjana teo amin'ny fampielezan-kevitra hofidiana ho filoham-pirenena, ho eo ampelata-tanan'i Barack Obama mandritra ny efa-taona indray ny ho avin'i Etazonia, izay nahazo ny maro an'isa ilaina avy amin'ny mpifidy lehibe. Na tsy nisaina aza ny vaton'i Florida, Virginia ary Nevada, efa nahazo mpifidy lehibe 280 sahady ny Filoha Obama, tsy tahaka ny kandidà Repoblikana Mitt Romney, izay nahazo 208. Entina milaza iazny fa i Obama no Afrikana Amerikana voalohany voafidy ho filoha in-droa sady Demokraty voalohany nahatontosa izany hatramin'ny nandaozan'i Bill Clinton ny Trano Fotsy tamin'ny taona 2000.
Ankoatra ny fanohanana azony avy amin'ny famoahana malaza toy ny The New Yorker sy ny The Washington Post, efa tohanan'ny “fiaviana vitsy an'isa” ihany koa i Obama, indrindra fa avy amin'ny mpifidy mpiteny espaniola. Nandritra ny herinandro maromaro mialoha ny fifidianana, navoakan'ny fitsapa-kevitra fa 70 isan-jaton'ny mpifidy mpiteny espaniola no manohana an'i Obama, ary ny antontan'isam-panombanana dia mitatitra fa ny fito amin'ny mpifidy hispanika folo no hifidy izay atolotry ny Demokraty [es]. Na izany aza, maro amin'izy ireo no manantena fa hifantoka bebe kokoa amin'ny lohahevitra mahasahana ny vondro-piaraha-monina Latino ny fitondrana Obama, asa, Lalàna karatry ny mpifidy, ary ny fifindra-monina. Ho fanajana ity lohahevitra farany voatonona ity, nampanantena ny hanitsy momba ny fifindra-monina mitsipotipotika i Obama nandritra ny “kabarim-pandresena” tao Chicago.
Na dia nahazo ny Trano Fotsy aza i Obama ary manana ny maro an'isa ny Demokraty ao amin'ny Antenimieran-doholona, Ny Repoblikana no mifehy ny Lapan'ny Solombavambahoaka, izay midika ho fitohizan'ny fifanerena eo amin'ny Kongresy sy ny mpanatanteraka.
Mbola ny Twitter indray no fitsapana hafanana amin'ny fihetseham-pon'ny olona ho famehezana iny dia lavitr'ezaky ny fifidianana iny. Ny sioka manaraka etoana dia avy amin'ny mpisera, izay ny ankamaroany, manaiky fa ny vato hispanika [mpiteny espaniola] no hery voalohany tao ambadiky ny fandresen'i Obama:
@wbonillanu21: Barack Obama aparentemente ha sido reelegido como Presidente; gracias en parte al voto hispano que menosprecio su oponente.
@wbonillanu21: Hita taratra fa voafidy indray ho filoha i Barack Obama; isaorana ihany ny vato hispanika izay mankahala ny mpifaninana aminy.
@luiscbrinol: Obama ha ganado las elecciones y será renombrado Presidente de los EE.UU. de América. La clave: el voto hispano.
@luiscbrinol: Obama nandresy tamin'ny fifidianana ary hantsoina indray ho Filohan'i Etazonian'i Amerika. Ny lakile: ny vato Hispanika.
@sorayaalcala: Es MUY importante el discurso del presidente #OBAMA queremos escuchar su opinión sobre el voto hispano en estas reñidas elecciones
@sorayaalcala: TENA zava-dehibe tokoa ny kabarin'ny Filoha #OBAMA. Te-handre ny heviny izahay momba ny vato hispanika nandritra iny fifidianana niady dia niady iny
@Soy_Salvadoreno: El voto hispano se hizo sentir en el 2012… que Dios ilumine al Presidente Obama durante los siguientes cuatro años… http://fb.me/Pji4FfQk
@Soy_Salvadoreno: Tsapa ny vato Hispanika nandritra ny 2012… Andriamanitra anie hitari-dalana [hanazava] ny Filoha Obama mandritra ny efa-taona manaraka… http://fb.me/Pji4FfQk
@ProfeAlfaro: “@felipeviel: El voto hispano fue decisivo para el triunfo de Obama-Debe el pres. cambiar su política hacia los latinos http://bit.ly/QmBzLr
@ProfeAlfaro: “@felipeviel: Nilaina indrindra handresen'i Obama ny vato Hispanika – Tokony hanova ny politikany manoloana ny vondro-piarahamonina Latino ny filoha http://bit.ly/QmBzLr
@GabyMerlina: #Obama gana el puesto 45 como presidente de los EEUU. Gracias a un pueblo hispano que desde ahora le debe de responder en positivo!
@GabyMerlina: #Obama nahazo ny toerana filoha faha-45 an'i Etazonia. Isaorana ny vondro-piarahamonina Hispanika izay tokony hovaliany soa koa manomboka izao!
@loroart: ojala y no se olvide el presidente BARACK OBAMA de lo importante que fue el VOTO HISPANO para su victoria
@loroart: Manantena aho fa tsy hanadino ny lanjan'ny VATO HISPANIKA nahazoany fandresena ny filoha BARACK OBAMA.
@luisg_sal: El voto hispano fue decisivo para reelegir al Presidente Obama. Constituyen una importante fuerza.
@luisg_sal: Nampiova ho amin'ny nahavoafidy indray ny filoha Obama ny vato hispanika. Nahatsangana hery goavana ry zareo.
Ny hafa tahaka an'i Barnabas Collins (@Whosjesus) niantoka fa i Obama no kandidà ilain'ny vondro-piarahamonina Latino:
@Whoisjesus: Obama es el presidente que la comunidad hispano americana estuvo esperando por tantos años.
@Whoisjesus: Obama no filoha izay nandrasan'ny vondro-piarahamonina Hispanika Amerikana hatry ny taona maro.
Te-hiavaka kokoa ny siokan'i Jose M Ambia Siliceo (@joseambia), tamin'ny filazana fa ny vaton'ny Meksikana-Amerikana no nampandresy ny kandidà Demokraty:
@joseambia: Gana el Presidente Obama las elecciones presidenciales en Estados Unidos impulsado en forma contundente por el voto México-Americano-Hispano
@joseambia: Nandresy tamin'ny fifidianana filoham-pirenena tao Etazonia ny filoha Obama, avy amin'ny hery manontolon'ny vato Meksikana-Amerikana
Eto ambany ny sary mitantara ny fizotry ny fifidianana tao New York City, izay, na nisy aza ny voina nateraky ny Rivodoza Sandy, dia nitohy tahaka ny mahazatra ny fifidianana. Ny mpanoratra [teny espaniola] no naka ny sary rehetra:

nisokatra tamin'ny 7 maraina ny biraom-pifidianana

Mpifidy ao amin'ny tranokely mampihatra ny zony hifidy.

Araka ny lalàna, voarara ao amin'ny faritry ny toeram-pifidianana ny fampielezan-kevitra.

Singana vatom-pifidianana ahitana ny anaran'ny kandidà.

Ao anatin'ny fifidianana, mivory ao amin'ny Westin Grand Central hanaraka ny fifidianana ny komity Repoblikana.

Tao Harlem, faritra onenan'ny ankamaroan'ny Afrikana Amerikana sy ny mpifindra-monina, maro ny nidina an-dalambe haneho ny hafaliany tamin'ny fandresen'i Obama.

Raha mivory mankalaza ny olona, mihodidina ny faritra kosa ny polisy.

Fientanentanana nahazo ilay mpanamory taxi, izay nivoaka ny fiarany ka nankalaza ny fandresena rehefa nahita ny fety aman-danònana.

Tonga miaraka amin'ny firongo kely ho fiarahabana ny efa-taona vaovao miaraka amin'i Barack Obama indray ny sasany.
Atombohy ny resaka
Sokajy
Tantara Malaza Indrindra Manerantany
Mpiserasera Facebook?
Araho Twitter
Hevitra farany
Taorian'ny Nilazan'Ilay Ministra Indiana Hoe 'Indraindray Tsara Ny Fanolanana', Mijoro...
LALANA IZANY
Hong Kong: 'Raha Afaka Mampirafy Ny Lehilahy? Nahoana Kosa Ny...
ny fampirafesana dia fomba mamohehatra hitovizan'ny olona sy ny biby ary ny lehilahy no mpanao...
Tahiry isambolana
- Marsa 2021 10 Lahatsoratra
- Febroary 2021 50 Lahatsoratra
- Janoary 2021 49 Lahatsoratra
- Desambra 2020 45 Lahatsoratra
- Novambra 2020 35 Lahatsoratra
- Oktobra 2020 42 Lahatsoratra
- Septambra 2020 46 Lahatsoratra
- Aogositra 2020 49 Lahatsoratra
- Jolay 2020 51 Lahatsoratra
- Jona 2020 59 Lahatsoratra
- Mey 2020 41 Lahatsoratra
- Avrily 2020 61 Lahatsoratra
- Marsa 2020 40 Lahatsoratra
- Febroary 2020 50 Lahatsoratra
- Janoary 2020 53 Lahatsoratra
- Desambra 2019 109 Lahatsoratra
- Novambra 2019 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2019 103 Lahatsoratra
- Septambra 2019 94 Lahatsoratra
- Aogositra 2019 89 Lahatsoratra
- Jolay 2019 166 Lahatsoratra
- Jona 2019 234 Lahatsoratra
- Mey 2019 190 Lahatsoratra
- Avrily 2019 202 Lahatsoratra
- Marsa 2019 159 Lahatsoratra
- Febroary 2019 174 Lahatsoratra
- Janoary 2019 291 Lahatsoratra
- Desambra 2018 204 Lahatsoratra
- Novambra 2018 316 Lahatsoratra
- Oktobra 2018 307 Lahatsoratra
- Septambra 2018 172 Lahatsoratra
- Aogositra 2018 200 Lahatsoratra
- Jolay 2018 248 Lahatsoratra
- Jona 2018 216 Lahatsoratra
- Mey 2018 207 Lahatsoratra
- Avrily 2018 230 Lahatsoratra
- Marsa 2018 165 Lahatsoratra
- Febroary 2018 143 Lahatsoratra
- Janoary 2018 186 Lahatsoratra
- Desambra 2017 177 Lahatsoratra
- Novambra 2017 148 Lahatsoratra
- Oktobra 2017 224 Lahatsoratra
- Septambra 2017 165 Lahatsoratra
- Aogositra 2017 228 Lahatsoratra
- Jolay 2017 180 Lahatsoratra
- Jona 2017 227 Lahatsoratra
- Mey 2017 227 Lahatsoratra
- Avrily 2017 152 Lahatsoratra
- Marsa 2017 134 Lahatsoratra
- Febroary 2017 129 Lahatsoratra
- Janoary 2017 112 Lahatsoratra
- Desambra 2016 103 Lahatsoratra
- Novambra 2016 136 Lahatsoratra
- Oktobra 2016 158 Lahatsoratra
- Septambra 2016 142 Lahatsoratra
- Aogositra 2016 142 Lahatsoratra
- Jolay 2016 129 Lahatsoratra
- Jona 2016 132 Lahatsoratra
- Mey 2016 152 Lahatsoratra
- Avrily 2016 126 Lahatsoratra
- Marsa 2016 115 Lahatsoratra
- Febroary 2016 114 Lahatsoratra
- Janoary 2016 125 Lahatsoratra
- Desambra 2015 86 Lahatsoratra
- Novambra 2015 128 Lahatsoratra
- Oktobra 2015 131 Lahatsoratra
- Septambra 2015 129 Lahatsoratra
- Aogositra 2015 142 Lahatsoratra
- Jolay 2015 109 Lahatsoratra
- Jona 2015 108 Lahatsoratra
- Mey 2015 107 Lahatsoratra
- Avrily 2015 115 Lahatsoratra
- Marsa 2015 110 Lahatsoratra
- Febroary 2015 106 Lahatsoratra
- Janoary 2015 47 Lahatsoratra
- Desambra 2014 99 Lahatsoratra
- Novambra 2014 81 Lahatsoratra
- Oktobra 2014 100 Lahatsoratra
- Septambra 2014 102 Lahatsoratra
- Aogositra 2014 95 Lahatsoratra
- Jolay 2014 146 Lahatsoratra
- Jona 2014 99 Lahatsoratra
- Mey 2014 94 Lahatsoratra
- Avrily 2014 94 Lahatsoratra
- Marsa 2014 71 Lahatsoratra
- Febroary 2014 127 Lahatsoratra
- Janoary 2014 125 Lahatsoratra
- Desambra 2013 137 Lahatsoratra
- Novambra 2013 137 Lahatsoratra
- Oktobra 2013 133 Lahatsoratra
- Septambra 2013 106 Lahatsoratra
- Aogositra 2013 47 Lahatsoratra
- Jolay 2013 114 Lahatsoratra
- Jona 2013 103 Lahatsoratra
- Mey 2013 76 Lahatsoratra
- Avrily 2013 116 Lahatsoratra
- Marsa 2013 118 Lahatsoratra
- Febroary 2013 95 Lahatsoratra
- Janoary 2013 126 Lahatsoratra
- Desambra 2012 158 Lahatsoratra
- Novambra 2012 210 Lahatsoratra
- Oktobra 2012 124 Lahatsoratra
- Septambra 2012 75 Lahatsoratra
- Aogositra 2012 135 Lahatsoratra
- Jolay 2012 147 Lahatsoratra
- Jona 2012 80 Lahatsoratra
- Mey 2012 97 Lahatsoratra
- Avrily 2012 118 Lahatsoratra
- Marsa 2012 170 Lahatsoratra
- Febroary 2012 106 Lahatsoratra
- Janoary 2012 101 Lahatsoratra
- Desambra 2011 80 Lahatsoratra
- Novambra 2011 91 Lahatsoratra
- Oktobra 2011 142 Lahatsoratra
- Septambra 2011 99 Lahatsoratra
- Aogositra 2011 110 Lahatsoratra
- Jolay 2011 93 Lahatsoratra
- Jona 2011 94 Lahatsoratra
- Mey 2011 87 Lahatsoratra
- Avrily 2011 108 Lahatsoratra
- Marsa 2011 160 Lahatsoratra
- Febroary 2011 130 Lahatsoratra
- Janoary 2011 98 Lahatsoratra
- Desambra 2010 57 Lahatsoratra
- Novambra 2010 59 Lahatsoratra
- Oktobra 2010 82 Lahatsoratra
- Septambra 2010 89 Lahatsoratra
- Aogositra 2010 96 Lahatsoratra
- Jolay 2010 101 Lahatsoratra
- Jona 2010 38 Lahatsoratra
- Mey 2010 44 Lahatsoratra
- Avrily 2010 43 Lahatsoratra
- Marsa 2010 52 Lahatsoratra
- Febroary 2010 47 Lahatsoratra
- Janoary 2010 31 Lahatsoratra
- Desambra 2009 32 Lahatsoratra
- Novambra 2009 28 Lahatsoratra
- Oktobra 2009 36 Lahatsoratra
- Septambra 2009 49 Lahatsoratra
- Aogositra 2009 58 Lahatsoratra
- Jolay 2009 30 Lahatsoratra
- Jona 2009 26 Lahatsoratra
- Mey 2009 68 Lahatsoratra
- Avrily 2009 12 Lahatsoratra
- Marsa 2009 36 Lahatsoratra
- Febroary 2009 70 Lahatsoratra
- Janoary 2009 62 Lahatsoratra
- Desambra 2008 89 Lahatsoratra
- Novambra 2008 14 Lahatsoratra
- Oktobra 2008 51 Lahatsoratra
- Septambra 2008 51 Lahatsoratra
- Aogositra 2008 70 Lahatsoratra
- Jolay 2008 106 Lahatsoratra
- Jona 2008 65 Lahatsoratra
- Mey 2008 95 Lahatsoratra
- Avrily 2008 160 Lahatsoratra
- Marsa 2008 94 Lahatsoratra
- Febroary 2008 20 Lahatsoratra
- Janoary 2008 231 Lahatsoratra
- Desambra 2007 87 Lahatsoratra
- Novambra 2007 104 Lahatsoratra
- Oktobra 2007 111 Lahatsoratra
- Septambra 2007 33 Lahatsoratra
Faly be aho fa misy olona tia ny teny Malagasy toa ahy. Mirehareha aho amin'ny...
Raha ny fahalalako azy, toa fanerena avy amin'ny Banky Foiben'ny Madagasikara io sora-bola tsy maintsy...
Miarahaba an'i Naritsimba, ary izaho koa rehefa mieritreritra hoe banky dia ireo bankin'ny vazaha foana...