Tantara tamin'ny 09 Novambra 2012
Tonga Indray Ny Hetsika Hay Festival Dhaka!
Ao Bangladesh, nanjary malaza ny fampiasana teny Anglisy amin'ny literatiora. Tsy hihanoka fotsiny amin'ny fanoratana amin'ny teny Bangla, mpanoratra maro no nanapa-kevitra hanoratra amin'ny teny Anglisy. Zava-baovao malaza ao Bangladesh...
Barack Obama Voafidy Indray sy Nahazo Vato Be Avy Tamin'ny Mpifidy Latino
Taorian'ny fifaninanana ho filoham-pirenena mafanavay , hotantanan'i Barack Obama mandritra ny efa-taona manaraka indray ny ho avin'i Etazonia. Mbola ny Twitter ihany no ahafahana mitsapa hafanana ny fihetsesham-po nandritra ny fifidianana.
Hong Kong: Miampanga Ny Youtube Noho Ny Famafàna Asa Nahazoan-dàlana Ny Vondrona Mpiahy Ny Asa Nadika
Namoaka fanambaràna iray ny Vondrona Mpiahy ny Asa Nadika any Hong Kong vao haingana izay, miampanga ny Youtube noho ny famafàny hira iray nadika nahazoana alàlana ho fahatsiarovana ireo niharam-boina tamin'ny filentehan'ny sambo farany teo.
Mitsabo Ny Fifandraisan'i Japana Sy Shina
Taorian'ireo hetsi-panoherana fankahalàna an'i Japana tany Shina, ny fifandroritana ofisialy misy amin'ny firenena roa tonta dia mihizina nanomboka tamin'ny Oktobra lasa teo. Raha miady amin'izay hampivoarana ny fifandraisana ny governemanta roa tonta, eny amin'ny sehatry ny fiarahamonina sivily no tsikaritra ny sasany amin'ireo fahombiazana. Jerentsika ato anatin'ity lahatsoratra ity ny sasany amin'ireo hetsika ireo.