- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Tshady: niharan-doza teo am-piantsonana ny fiaramanidina izay nitondra ny filoham-pirenena

Sokajy: Afrika Mainty, Tchad, Mediam-bahoaka, Politika, Vaovao Mafana, Voina

Ny mpiblaogy Malaika no mitatitra [1] [fr] fa teo am-piantsonany any amin'ny faritr'i Kalaït dia niharan-doza ny fiaramanidina izay nitondra ny filoham-pirenena Tshadiana Idriss Deby. Tsy nisy ny aina nafoy. Handray anjara amin'ny vovónana mikasika fampandrosoana sy fandriampahalemana amin'iny faritra iny no anton-diany tany.