Tantara tamin'ny 26 Oktobra 2012
Minisitra Zambiana Tratra Nijery Ny ‘WikiLeaks Zambiana’
Azo sary tamin'ny fakantsary teo am-pijerena ny tranonkala Zambian Watchdog nandritra ny fivorian'ny mpanolo-tsainan'i Lusaka ny Minisitra lefitry ny Vola Miles Sampa sy ny Minisitra misahana ireo lehibe Nkandu Luo. Io Fanaparitaha amin'ny aterineto io, fantatra amin'ny fandaharana fandihadiana,dia norahonan'ny lehiben'ny Sampana Fandraisana Tataon-ketran'ny orin'asa hakatona tamin'ity volana ity.
Ejipta: Soso-kevitra ho An'ny Mpanao Fihetsiketsehana ao Koety
Satria efa miditra amin'ny hetsi-panoherana goavana indrindra ny Koesiana hanamelohana ny fanovana lalàmpifidianana, nataon'ny mpandovan'ny fanjakana rehefa noravana ny Antenimiera, nisahirana tao amin'ny Twitter ny Ejipsiana mba hanome soso-kevitra ireo Koesiana amin'izay...
Nanatanteraka ny diabe fanao isan-taona ho an'ny Tompon'ny Fahagagana i Pero
Every year during October, Lima (Peru's capital city) shows its devotion to the Lord of the Miracles. Here's a brief summary of the history behind this huge Peruvian religious event, and a taste of how citizens have been commenting and covering the processions through citizen media.
Tontolo Arabo: Mitovy i Obama sy Romney Mikasika An'i Syria
Nanana teny masiaka hozaraina ny mpiserasera Arabo rehefa avy niandry hatramin'ny vao maraimbe mba haneho hevitra mikasika ny adihevitra momba ny fifidianana filoham-pirenena Amerikana teo amin'ny filoha Obama sy ilay...
Tontolo Arabo: Fotoana Mahasosotra Ny Salafista
Salafista, fantatra amin'ny volombavany lavabe, sy ny akanjony (thobe), ary manaraka fitsipika sarotiny amin'ny fomba Islamo, no kendren'ny vazivazy tao amin'ny Twitter tamin'ny alalan'ny tenifototra hoe #SalafiAwkwardMoments. Taorian'ny fionganan'i Zine El Abidine...