Tantara tamin'ny 23 Oktobra 2012
Bangladesh: Mampanahy Amin'ny Fahampiana Ara-tSakafo Ny Fihenan'ny Fiankinan-doha Amin'ny Fambolena
Firenena mivelona amin'ny fambolena i Bangladesh. Marobe ireo mponina no miankina amin'ny fambolena ny fivelomany. Ankehitriny, 19.1%-n'ny PIB (Vokatra Ankapobe Anatiny) dia avy amin'ity sehatra ity . Navoakan'ny fanadihadiana farany...
Hahomby Ao Singapore ve ny Fihaonambem-Pirenena?
Ao anatin'ny ezaka hampiditra ny Singaporeana amin'ny “fandaminana ny hoavin'ny firenena”, dia manatontosa fihaonambem-pirenena izay haharitra eo ho eo amin'ny herintaona eo hanangonana ny hevitry ny vahoaka ny governemanta. Hotarihin'ny Komitin'ny “Our Singapore”...
Libya: Tena Namoy ny Ainy Marina ve i Khamis Gaddafi ?
Namoy ny ainy ve i Khamis Gaddafi? Tena namoy ny ainy tokoa hono. Mbola mitohy ny fametraham-panontaniana tao anatin'izay herintaona katroka nirodànan'ny fitondran'ny rainy mpanao didy jadona Muammar Al Gaddafi izay. Mpanao gazety...
India: Mitohy ny Fifandirana Manodidina ilay Toby Nokleary Kudankulam
Tao anatin'ny hetsi-panoherana (jereo ny lahatsoratra Global Voices) no nanombohan'ny tetikasa Angovo Atomika ao Koodankulam, ao Tirunelveli, distrikan'ny firenena Indiana Atsimo,Tamil Nadu tamin'ny volana lasa teo. Nanomboka namokatra herinaratra ny orinasa saingy miharatsy hatrany...
Miditra Ho Firenena Mandrara Ny Horonantsary Manohitra An'Islam I Kazakhstan
Nifanome tanana tamin'ireo firenena maro hafa i Kazakhstan amin'ny fandraràna ilay horonantsary manohitra an'Islam miteraka resa-be, "The Innocence of Muslims." Nahatonga resabe ao amin'ny firenena io fandraràna io mikasika ny fandairan'io fepetra io sy ny mety ho fiantraikany.