Tantara tamin'ny 19 Oktobra 2012
Malawi: Mpanao Gazety Amin'ny Aterineto Nosamborina Fa Hoe Nanompa Ny Filoha
Nosamborina tany Blantyre ny marainan'ny Alatsinainy 15 Oktobra, 2012 ny mpanao gazety Malaoita Justice Mponda nampangaina ho niteny ratsy ny Filoha, nanaparitaka vaovao tsy marina ary fanalam-baraka. Miasa ao amin'ny malawivoice.com Mponda. Taorian'ny nivoahan'ny E-bill vaovao, izay natao hifehezana sy hanaraha-maso ny serasera amin'ny aterineto any Malawi ny fisamborana azy.
Etazonia: Tolona ho An'ny Tanora Mpifindra-monina Tsy Manana Taratasy
Tanora mpifindra-monina tsy manan-taratasy an'hetsiny no faly tamin'ny vaovao nivoaka: Nanome alalana ny governemantan'ny filoha Barack Obama fa afaka misoratra anarana amin'ny “tetikasa mbola miandry” ireo tanora mpifindra-monina tsy mana-taratasy,...
Ejipta: Ireo Olona Tsy Manana ny Zom-pirenena ao Ejipta
Ireo olona tsy mizaka ny zom-pirenena Ejypta dia ireo olona tsy manana firenena niavina (tanindrazana). Araka ny filazan'ny Sampan-draharahan'ny Firenena Mikambana misahana ny mpitsoa-ponenana (UNHCR), 12 tapitrisa mahery ireo olona tsy...
Torkia: Gadra Politika Kiorda An-jatony Mitokona Tsy Mihinan-Kanina
Niditra tamin'ny fitokonana tsy hihinan-kanina intsony ireo gadra politika Kiorda an-jatony, manohitra ny fomba fitondran'i Torkia ireo gadra politika Kiorda. Tamin'ny alalan'ny hetsika nataon'izy ireo, nangataka ny hamerenana ny fitsarana...