- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Môzambika: Saripika bisikileta-fiarakaretsaka any Quelimane

Sokajy: Afrika Mainty, Mozambika, Hevitra, Mediam-bahoaka, Saripika, Tontolo_iainana

[1]

“Môzambika: manjaka any Quelimane ny bisikileta-fiarakaretsaka.” Saripika nalain'i António Silva on Sapo (azo apariaka malalaka)



Ny raki-tsary [2] notanterahin'i António Silva on Sapo dia mitatitra an-tsary ny firongatry ny fampiasana ny bisikileta misolo toerana ireo fiarakaretsaka [na taxi] any Quelimane, izay tanàna vitsy fiakarana any Mozambique sady toerana tsy misy fitateram-bahoaka ka nanokatra tsy satry ny vavahady hoan'ny tontolo salama kokoa.