Tantara tamin'ny 08 Oktobra 2012
Hanandratra Ny “Herin'ny Isika” Ny Blog Action Day 2012
Vonona hitendry lahatsoratra amin'ny alalan'ny tànana kinga avokoa ireo bilaogera avy amin'ny firenena 95. Ao anatin'ny andro iray, hibilaogy mikasika lohahevitra iray iombonona izy ireo ka hamoaka fitambaranà tantara samihafa...
Fitakian'ny Kolombiana Tsy Misy Vono-olona Anatin'ny 24 Ora
Vaovao farany (4 Oktobra 2012): Nitatitra i Carlos Eduardo Valdés Moreno, talen'ny Ivom-pahasalamana Misahana ny Fandidiam-Paty sy ny Siansan'ny Diam-bono ao Bogota fa 28 ny isan'ny vono-olona nitranga tao Kolombia tamin'ny 2...
Venezoela: Boky Kely Mikasika Ny Fampiasàna Ny Twitter Mifantoka Amin'ny Fandrakofan'ny Vahoaka Ny Fifidianana
Reporte Ya (@reporteya) [es], hetsika iray fanofanana nataon'ny Fikambanana Miguel Otero Silva, dia namoaka boky kely mifantkoa amin'ny fampiasàna Twitter ho an'ireo olon-tsotra mitatitra vaovao mandritra ny fifidianana filoham-pirenena tsy ho ela hatao any Venezoela ny 7 Oktobra 2012.
Venezoela: Sary Nandritra ny Androm-pifidianana
Mitaintaina ny tambajotra sosialy tany Venezoela tamin'ny alahady. Ahitana fijoroana vavolombelona, honohono, vazivazy sy toro-hevitra ny sehatra tahaka ny Twitter, Facebook ary Flickr mizara ny sary izay manome endrika ny...
Rosia: Resa-pinoana & Famonoana Ny Masoivoho Amerikana

Ho setrin'ireo fanafihana masoivoho Amerikana sy fari-ponenana diplaomatika manerana ny tontolo Miozolmana (indrindra fa ny namonoana ny Ambasadaoro Christopher Stevens su ireo olona telo mpiara-miasa taminy tao Libya), dia nijery ny firongatry ny resaka ara-pinoana any amin'ny taniny ireo Rosiana bilaogera, ary nampiasa iny zava-nitranga iny ho toy ny fotoana iray fanararaotra hiresahana ny fiantraika midadasiky ny tsy fitoniana ara-politika.