Tantara tamin'ny 07 Oktobra 2012
Arabia Saodita: Mitohy ny Fitsarana Mangingina, Mitohy Koa Ny Fandavan'ny Mpanohitra
Androany vao maraina, notontosan'iny fitsarana ady heloka bevava Riyadh ny fangalana ambavany fahaefatra mikasika ny raharaha hanenjehana ireo mpiaro ny zon'olombeloona sy reformista Mohammad al-Qahtani sy Abdullah al-Hamid. Afaka natrehin'ny daholobe ny fotoam-pitsarana...
Venezoela: Vahoaka Be No Nanatrika Ny Faradobok'i Capriles Tao Caracas
Tamin'ny Alahady 30 Septambra lasa teo, tonga marobe tao amin'ny araben'i Caracas ny mpanohana an'i Henrique Capriles nandritra ny fampielezan-kevitra faradoboka. Mpifanandrina amin'ny filoha ankehitriny Hugo Chàvez i Henrique Capriles amin'ny fifidianana filoham-pirenena...
Venezoela: Famoriam-bahoaka Miezinezina No Nanankatonan'i Chávez Ny Fampielezan-kevitra tao Caracas
Tao Caracas no nanatanterahan'ny filoha Hugo Chávez ny faradoboka amin'ny fampielezan-keviny tamin'ny 4 Oktobra. Na dia avy aza ny orana, mbola tonga marobe nameno ny arabe tao Caracas ihany ireo mpanaraka azy, sady...
Vietnam : Bilaogera ‘Mpisintaka’ Telo Voaheloka Higadra
Bilaogera vietnamiena Dieu Cay, AnhBaSG ary Ta Phong Tan no nomelohin'ny fitsarana an-tanànan'i Ho Chi Minh fa nanitsakitsaka ny andiany faha-88 ao amin'ny fehezan-dalàna famaizana vietnamiena, izay manasazy ny “fanaparitahana vaovao noforonina hikendrena hiteraka...
Mitokona ny Bazary ao Téhéran ho fanoherana ny fitontongan'ny vola Iraniana
Nitatitra ny Baztab, tranonkala ao Iran, fa nanomboka nitokona ny Bazary ao Téhéran tamin'ny Alarobia 3 Oktobra 2012 lasa teo, naneho ny fanoherany ny fitontongan'ny volam-pirenena ireo mpivarotra sy ny botika. Nahatratra ny taha...
Kiobà: Noafahana Ry Yoani Sánchez Rehefa Notazonina 30 Ora
Noafahana ny zoma 5 oktobra tamin'ny sivy orana alina ora EST rehetra notazonin'ny polisy tao Havana, Kiobà vonijmaika, taorian'ny nitazonana azy tany amin'ny tanàna iray any atsinanana antsoina hoe Bayamo...