Tantara tamin'ny 01 Oktobra 2012
Meksika: Manoratra Avy Ao Am-ponja
Mpanoratra Meksikana mety tsy tadidinao intsony i Enrique Aranda Ochoa. Nosamborina tamin’ny taona 1997 i Enrique ary voaheloka 50 taona an-tranomaizina ho nanao fakàna an-keriny. Na dia izany aza, tsy...
Iran: Voasaritaka Ny Olon'ny Filoha Ahmadinejad
Nandritra ny fotoana nikabarian'ny filoha Ahmadinejad teo anoloan'ny Firenena Mikambana, nosamborina tany Iran ny mpiandraikitra ny fifandraisana amin'ny mpanao gazety ary nisy nanasaritaka ny mpitondra tenin'ny minisiteran'ny raharaham-bahiny.
Arabia Saodita: Nanao Fihetsiketsehana Nandritra Ny Fetim-Pirenena Ny Fianakavian’ireo Gadra Tsy Amin’ny Antony
Ny fanagadrana tsy amin’ny antony no lohahevitra mavaivay indrindra momba ny zon'olombelona any Arabia Saodita. Tombanan'ny Fikambanan’olo-tsotra Saodiana miaro ny zon’olombelona sy ny Fikambanana miaro ny Zo Ara-pollitika fa maherin’ny 30,000...