Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

29 Septambra 2012

Tantara tamin'ny 29 Septambra 2012

Jery Todika Momba Ireo Nahazo ny Famatsiana Nandritra Ny Fihaonambe

Rising Voices

Nahaliana olona maro avy amin'ireo firenena avy ao Afrika Atsinanana, i Oganda sy Kenya ilay fifaninanana famatsiam-bola madiniky ny Rising Voices 2012. Efa nanana traikefa tamin'ireo fanohanana tetikasa eran-tany ny Rising Voices teo aloha, ny tarika mpanao tantara an-tsehatra mpanintona olona, Repacted avy any Nakuru, Kenya dia iray amin'ireo voalohany notohanana tamin'ny 2007....

Filipina: Maniry Ny Hisian'ny Lalàna Ho Fitantanana Ny Bilaogy Ny Filohan'ny Loholona

Nilaza fa tsy mahalala na inona na inona momba ny bilaogy na ny fampiasana bilaogy ny Filohan'ny Loholona any Filipina Juan Ponce Enrile nefa nanome tolo-dalàna hamehezana ny bilaogy rehefa nitaraina ny namany iray tao amin'ny loholona fa niharan'ny fandrahonana tany amin'ny cyber. Maro no mihevitra izany ho famerana ny...