Tantara tamin'ny 09 Septambra 2012
Venezoela: Misy Loza Mananontanona an'i Mata Redonda Ve?
Mampiasa fampahalalam-baovao an-tserasera ny mponina mpifanolobodi-rindrina ao Mata Redonda, tanànan'i Venezuela ao Maracay, mba hampahafantarana ny loza mety hitranga raha toa ka mirodana ny rindrina manasaraka ny faritra ao amin'ny Renirano Valencia....
Afrika Frankôfôna: Ny Ivotoeram-Piofanam-Pitantanam-Panjakana
Tamin’ny volana Febroary 2001, lany nandritra ny fivoriambe tany Windhoek, ao Namibia ny Sata Mifehy ny Asam-panjakana ao Afrika (PDF). Efa-polo taona taorian'ny fahaleovantena, mampiseho ny fahataran'ny fanomezan-danja ny fitantanam-panjakana momba ny...