Tantara tamin'ny 05 Septambra 2012
Sodàna: Noafahana Ilay Mpikatroka Twitter Taorian'ny Roa Volana Nidirany Am-ponja.
Nanao hetsika mihery vaika ny Sampam-pitsikilovana Nasionaly sy ny Sampam-piarovana Sodànezy (NISS) tamin'ny tapaky ny volana Jiona 2012. Nisambotra mpanao fihetsiketsehana, mpikatroka, mpikambana sy mpitarika antoko mpanao politika ary olom-pirenena mpahay lalàna...
Madagasikara: tezitra nohon'ny fahatapahan-jiro matetika ny vahoaka ka nanafika ny #JIRAMA Farafangana
Ny namana avylavitra no nanaitra voalohany tamin'ny alalan'ny sioka an-tserasera [na twitter] fa : @avylavitra: #JIRAMA #FARAFANGANA notafihan'andian'olona omaly [ndlr. Alahady 2 septambra 2012] tamin'ny 7 ora alina #Madagascar Nohamarinin'ny...