Tantara tamin'ny 02 Septambra 2012
Arzantina: “Mpanome Taova Aho Ary Ambarako Amin'izao Tontolo Izao Izany”
Talanjona ny Arzantiniana tamin'ilay vaovao milaza fa nanome taova “voa” ho an'ilay zanany vavy amin'ny batisa, Sonsoles Rey Obligado, izay zanaky ny sipany [vavy] antsoina hoe Maria Paz Novarro ilay mpihira Arzantiniana...
Myanmar (Birmania) : Tondra-drano mahery vaika indrindra tao anatin'ny 10 taona Tao Amin'ny Vinany
Amin'ny teny birmana avokoa ny rohy rehetra. Nanjary loza mahatsiravina isan-taona ny tondra-drano ao Myanmar. Ny volana Aogositra, mandritra ny vanim-potoanan'ny orana, niteraka tondra-drano mahery vaika ny orambe nivatravatra tao...