- Global Voices teny Malagasy - https://mg.globalvoices.org -

Horonantsary: Nofinofy Amin'ny Olaimpika ao Kolombia

Sokajy: Amerika Latina, Kolombia, Fanatanjahantena, Mediam-bahoaka, Sarimihetsika, Zavakanto & Kolontsaina, Lalao Olaimpika

Mampiseho  nofinofy feno fanantenana amin'ny fifaninanana Olaimpika ilay horonantsary fohy “Speed” “Haingana” notontosain'ilay mpianatra Esteban Barros [1] avy ao Barranquilla, Kolombia. Ampy ve ny fiezahana mafy, vokatra tsara, sy ny faharetana mba handresena amin'ny fifaninanana? Jerevo ny horonantsary [2] izay maharitra roa minitra.

http://www.youtube.com/watch?v=53OT8gfV6DU [1]