Akatòny

Fitia Tsy Mba Hetra Hampijoro Tsara Hatrany Ny Global Voices

Mila fanohanana avy amin'ny namana sy ny mpamaky toa anao ny fikambananay hitoerany ho mahaleotena, maimaim-poana, ary hahazaka miasa maharitra!

Manomeza anio

Hijery ny Tenim-Pirenena rehetra? Mandika ny tantaran'ny Global Voices izahay mba ho hitan'ny rehetra ny fitantaran'olo-tsotra manerantany.

04 Jolay 2012

Tantara tamin'ny 04 Jolay 2012

Afrika: Fankalazana Ny Maha-Olombelona Amin'ny Alalan'ny Sary Sy Lahatsary

Nanjary lasa niparitaka be ny lahatsoratra manazava sary 21 izay mamerina indray ny maha-olombelona. Indrisy anefa, tsy tao anatin'izy ireo ny Afrikana sy i Afrika. Nefa tsy ny fijoroana vavolombelona goavana amin'ny fisian'ny toe-panahy maha-olona avy amin'ny kaontinanta Afrikana akory no tsy misy. Ireto misy sary vitsy sy lahatsary izay...

Pakistana: Iza No Namono An'i Ghazala Javed, ilay Mpihira Teratany Pakistane Fanta-daza?

Nisy nitifitra tao an-tananan'i Peshwar i Ghazala Jawad, mpihira fanta-daza iray teratany Pakistane. Tsy fantatra mihitsy ny mombamomba ilay namono azy. Mety famonoana vokatry ny fahafaham-barakan'ny vadiny taloha ve izy io, noho izy tsy mankasitra azy hihira? Sa ve ny Talibana no nanao izany, noho izy nanohitra azy ireo hatrany...