Raha notontosaina tany Kuala Lumpur ny fihetsiketsehana an-dalambe Bersih (madio) tamin'ny herinandro lasa teo, nanomana fihaonana tahaka izany ihany koa ireo Maleziana monina ampitan-dranomasina. Nalahatr'i Johnny Ong ny lisitry ny fihetsiketsehana Bersih nitranga manerantany ho fanohanana ny fitakiana hanadiovana sy hahatonga ny fifidianana ho demokratika kokoa.
Tany Hong Kong, notaterina fa 400 ny olona nanatrika ny fotoana.
Tany Melbourne, Aostralia kosa indray tombanana ho arivo ny isan'ny olona nanatrika:
Tany Washington, DC, Etazonia:
Tany Los Angeles, Etazonia:
Tany Toronto, Kanada:
Tany Auckand, Nouvelle Zealand:
Tany Londres, UK:
Tany Dublin, Irelandy:
Tany Zurich, Soisa:
Tany Paris, Frantsa:
Ary tany Moskoa, Rosia, niangavy ny mpandray anjara ny mpanomana mba haka sary dieny mbola misarontava ho fiarovana azy ireo: