Malaza noho ny fahamaroan'ny mpifindra monina ao aminy ny fokontanin'i Rinkeby ao Stockholm, Soeda. Mitantara ny fitsidihany io faritra io izay mba te-hijerijery izany faritra izany.
Monina any Stockholm ny mpanao gazety sy bilaogera Yemenita Afrah Nasser. Nanoratra momba ny nitsidihany voalohany an'i Rinkeby izy tao amin'ny hafatra bilaogy tamin'ny 6 Avrily 2012.
I've always heard from people in Stockholm that there is an area called Rinkeby that is so full of immigrants and you can even hardly see Swedes there. So, I decided to go there, yesterday. I wanted to go and discover this mini-Non-Swedish area.
Voamarik'i Afrah rehefa tonga teo amin'ny garan'ny metro ao Binkeby fa ratsy tarehy noho ny ankamaroan'ny garan'ny metro hafa ao Stockholm tahaka an'i T-Centralen izy. Nataony fampitahana ny sarin'ireo gara roa ireo:
My first impression when I arrived at the metro underground was, “OMG, Why the metro underground looks horrible! why there is no decoration at the metro !! Like how it is in , for example, Karlaplan (Where Swedes dress/walk like there is some kind of a fashion show)! No ads, no pretty pics on the walls like how it's the case at the average metro’ walls in the city.
Maro amin'ny olona monina ao Rinkeby no tsy mahita asa tsara ivelan'ny faritra onenany noho ny tsy fahaizany ny kely indrindra ny teny Soedoà. Araka ny nolazain'i Tricia Wang, bilaogera Amerikana sy mpandalina ny kolontsain'ny fiaraha-monina nitsidika an'i Rinkeby tamin'ny 2008, fa manahy ny tsy hananan'ny zanany ho avy mamiratra any ity ramatoa nalainy sary ity noho ny tsy fahaizana teny anglisy sy soedoà ifampiresahana any an-tsekoly.
Niteny i Afrah nandritra ny fiafaran'ny famangiany:
I said goodbye to Rinkeby with a feeling that Stockholm is segregated. Sana'a, my hometown, has been always segregated as well. The rich lived at one side and the poor at the other side. The Yemenis lived in one side and the immigrants lived at the other side. So, I know what social segregation means. There is an area in Sana'a called Safia that's heavily inhibited by Somalis. We used to call is Maqadishu. I bet Rinkeby is Stockholm's Safia. This is not new for me but it was interesting to discover this side of Stockholm.