Tantara tamin'ny 13 Avrily 2012
Tonizia: Fihetseham-po Samihafa Tamin'ny Fisovohana Ny Mailaky Ny Praiminisitra
Niditra an-tsokosoko tamin'ny mailaky ny praiminisitra Toniziana Hamadi Jebali tamin'ny 8 Aprily teo ny Anonymous Tonizia (izay milaza fa sampan'ny vondrona mpisovoka (hackers) Anonymous). Hetsika tafiditra amin'ilay hetsika goavana ” Operation Tunisia Back” (Miverina i Tonizia) io Hetsika Avelao i Toniziako “Operation Touche pas à ma Tunisie” io. Ny ampitson'ny revolisiona taona 2011, mpikambana ao...
Arzantina: Teratany An-drenivohitra Mitady Dika An-tsoratra Amin'ny Lahatsarim-Pampafantarana Momba Azy Ireo
Mitady mpanolotena hanampy azy ireo hametraka dika an-tsoratra amin'ilay lahatsary fampafantarana, dika an-tsoratra ho amin'ny tenin'ny taranaka vazimba teratany hita any Arzantina tahaka ny Quechua, Aymara, Mapuche ary ny Guaraní ary indrindra ihany koa amin'ny teny anglisy Ny lahatsary fampafantarana misongadina ao amin'ny Creative Commons, Runa Kuti miresaka momba ireo taranaka vazimba teratany...