Tantara tamin'ny 12 Avrily 2012
India: Ozinina Tsy Ara-Dalàna Mikirakira Asfalta Miteraka Homamiadana Amin'ny Mponina
Nampahafantatra ny olana atrehin'ny tanàna kely iray ao Rajasthana ny tetikasa Video Volunteers’ India Unheard (Lahatsarin'ny mpilatsaka an-tsitrapo mampiseho an'i India Tsy Fandre), orinasa tsy ara-dalàna maromaro mpamokatra asfalta no mandoto ny...
The Engine Room: Fanasokajiana Ny Teknolojian'ny Fisoloana Vava Sosialy

The engine room dia fikambanana iray manokana amin'ny fampahombiazana ny fampiasana ny teknolojia vaovao amin'ny asa fisoloana vava. Manatsara sy mameno ny fitaovam-pifandraisana mba hampilamina sy hamahoahana ny fampiasana ny teknolojia...
Podcast Global Voices: Ny Lafy Tsara Sy Ny Lafy Ratsin'ny Fanentanana Antserasera
Amin'ity andiany podcast Global Voices ity, hiaraka amintsika eto i Yazan Badran, mpanoratra ao amin'ny Global Voices Syrie monina ao Japana. Ny lohahevitry ny podcast dia: ny lafy tsara sy ny lafy ratsin'ny fanentanana ankampobe ao amin'ny valantserasera.
Bolivia: Manery Hahazoana Aterineto Tsara Kokoa Ireo Mafana Fo
Any Bolivia, anivon'ireo lafo inrindra eran-tany ny fidirana Aterineto. Meda ny tolotra ary tsy mbola misokatra ho an'ny ankamaroan'ny mponiny. Misy vondrona mafana fo iray misolo vava na ao amin'ny aterineto na tsia ho ana fidirana aterineto ara-dalàna kokoa.
Gresy: Navoaka Ilay Pretra Voarohirohy Amin'ny Raharahan-tany
Fihetseham-po samihafa no hita teo amin'ireo mpiserasera Grika raha nandre fa noafahana ny pretra Ephraim rehefa nigadra efa-bolana monja , lehiben-drelijiozy ao amin'ny monasteran'i Vatopedi ao an-tampon'ny Athos ao Gresy izy, izay voarohirohy tamin'ny raharaha fifanakaloza-tany teo amin'ny Vatopedi sy ny fanjakana, . Niteraka fandaniana an-tapitrisany euro ho an'ny governemanta izany raharaha manafintohina izany.