Tantara tamin'ny 07 Avrily 2012
Shina: Mametraka Ny Tenany Eo Ambany Fanaraha-maso I Ai Weiwei, Mpanakanto Mpanohitra
Nametraka kamera kely mandefa ny zavamisy mivantana ho hitan'ny rehetra efatra tao an-tranony any Beijing ilay mpanakanto Sinoa malaza Ai Weiwei ho mariky ny fanoherany ny fanaraha-mason'ny mpitandro filaminana azy mandritra ny 24 ora.
Syria: Nogadraina i Ali Mahmoud Othman, Ilay “Mason'ny Baba Amr”
Mpitolona amin'ny fanatontosana Lahatsary i Ali Mahmoud Othman, lehiben'ny tranom-piasana fampahalalam-baovao ao Bab Amr, no tratran'ny governemanta Syriana. Nihevitra ny mpiara miasa aminy sy ny namany fa nampijaliana mafy tsy misy indrafo izy. Miteraka loza ho an'ny mpitolona rehetra ao amin'ny tranom-piasana ny fanagadrana azy ary dona mafy ho an'ny...
Serbia: Tsy Fitovian-kevitra Momba ny Fanomezana Haja an'i Draza Mihailovic Indray
Dragoljub Draža Mihailović dia jeneraly tao amin'ny Tafika Yogoslavy tany an-toerana, nalaza nandritra ny hetsika Chetnik , nandritra ny Ady Lehibe Faharoa. Tamin'ny 1946 dia voasambotry ny fanjakana kômonista Yogoslavy izy, nolazaina fa namadika sy nanao heloka nandritra ny ady, voaheloka ho faty ka novonoina. Efa hifarana ankehitriny ny fitsarana hanomeza-kasina...